· Aogositra, 2022

Tantara mikasika ny Azia Atsimo tamin'ny Aogositra, 2022

Dia mamakivaky an'i Himalaya hitady holatra

  26 Aogositra 2022

Himalaya : andiany iray mpahay momba ny holatra, nisy Nepaley sy Amerikàna, no namantatra karazany miisa 150 nandritra ny dia naharitra telo herinandro nataon-dry zareo nankeny amin'ny toeram-pitobiana tao Mont Everest.