Tantara mikasika ny Azia Atsimo tamin'ny Janoary, 2008
Bangladesh: Cinema, politika, fahasalamana, saripika ary tantaram-pirenena
Lahatsary: Miezaka mamoaka lahatsary mendrika azon’ny mpianakavy Bangladeshi jerena miaraka ny orinasa Bangladeshi mpamokatra izay antsoina amin’ny anaram-bositra hoe Dhallywood. Saingy noho ny hatsaran’ny sary mivoaka avy any Hollywood sy...
Nepal : Fizakantenan’ny Fitsarana isam-paritra sy ny fanamafisana ny lalàna
Indro ny fehin’izay nosoratan’i Bahas mikasika ny rafitra ara-dalàna mihatra any Nepal. “Sarotra dia sarotra ny fanamafisana ny Fitsarana sy ny lalàna fanamafisana ny demokrasia ary ny fampiasana ny rariny...
India: Ny nampisehoana ny fiara Tata Nano
Nampisy tabataba tamin’ny tontolom-bolongana ihany ny nampisehoana ny Tata Nano, fiaramadinika vaovao aranty ao amin’ny New Delhi Auto Expo (rantin’ny fiara amidy eto New Delhi). Amidy 100,000 Rs (eo ho...
Nosy Maldiva : Avotra ny filoham-pirenena
Minivan News no milaza ilay tanora lahy skoto 15 taona izay nahasakana ny fikasana hamonoana ny filoha Maumoon Abdul Gayoom.
Bangladesh : Ezaka fanampiana noho ny rivodoza Sidr
Nandrava an’i Bengladesh ny rivodoza Sidr ny tapaky ny volana Novembra teo, ary na dia nihena be aza ny firesahan’ny fampahalalam-baovao dia mbola mitohy hatrany ny ezaka fanampiana ny traboina....
Global Voices : Tamberin’ny 2007 sy drafitra lehibe ho an’ny taona 2008
Tsy hisy nahavinavina fa ny Chinese ant farmers(tantsaha Shinoa taloha?) no tantara be mpamaky indrindra tamin’ny taona 2007 iny. Ireo tantara be mpamaky amin’ity vohikala ity dia ireo mpamaham-bolongana ao...
Azerbaijan: Izay Benazir Bhutto ve?
Manahy fampitandremana tamin'ny famonoana an'i Benazir Bhutto ao Pakistan i Marilisa Lorusso's blog . Ao Azerbaijan, ohatra, noho ny fikisahana tsikelikely ho amin'ny firoboroboan'ny fivavahana silamo mahery fihetsika dia zara raha...
Avia jereo ny poezian’ireo bilaogera vaovao hilazany izay any anatiny any
Ao amin'ny Rising Voices ny lahatsoratra loharano Heverintsika fa samy manana ny endrika sy bika, poezia (avy amin’ny teny grika poiesis, « manangana » na « mamorona ») ao aminy...