· Janoary, 2019

Tantara mikasika ny Azia Atsimo tamin'ny Janoary, 2019

Manaramaso ny “cybercafes” ny polisy ao Mumbai

GV Mpisolovava  07 Janoary 2019

Amin'ny ady ataony amin'ny fampihorohoroana, dia mikasa ny hametraka mpandrakitra zavatra tendrena amin'ny kitendry (enregistreur de frappe au clavier) any amin'ny cybercafe ny polisy ao Mumbai. Araka ny filazan'i Vijay Mukhi, Filohan'ny Fikambanan'ny Teknolojia sy ny Fiarovam-baovao:

Fitantarana manokana: Ny namonoana an'i Benazir Bhutto

  03 Janoary 2019

Raha jerena ny habetsahan'ny fanehoan-kevitra avy amin'ireo bilaogera manerana izao tontolo izao mikasika ny famonoana ny praiminisitr'i Pakistana teo aloha, Benazir Bhutto, dia nametraka pejy Fitantarana Manokana nanangonana ireo fanehoan-kevitra maromaro avy any Pakistana sy ireo faritra hafa ao Azia Atsimo izahay...