· Septambra, 2017

Tantara mikasika ny Azia Atsimo tamin'ny Septambra, 2017

Sary Avy Any Azia Atsimo

  19 Septambra 2017

Nanapa-kevitra ny handeha lavidavitra kokoa aho hanaovana ny lahatsoratro voalohany tato amin'ny Global Voices ary hizaha ny zana-kaontinanta amin'ny alalan'ny fomba fijerin'ny hafa. Miraondraona miaraka amin'ny resaben'ny fakantsary sy ny fitselatry ny 'flash' ireo bilaogin-tsary any Azia Atsimo;