Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

· Febroary, 2019

Tantara mikasika ny Azia Atsimo tamin'ny Febroary, 2019

28 Febroary 2019

Mahavariana ireo mpandinika sy ny mpakafy ny vorona ny Spiny Babbler, ilay vorona tsy hita afa-tsy ao Nepal

Nahaliana ireo mpandinika vorona sy ireo mpankafy vorona manerana izao tontolo izao ny Spiny Babbler, izay tsy hita afa-tsy any Nepal. Tandindonin-doza ilay vorona noho ny fanalana ny kirihitr'ala hanaovana fambolena sy ny fanitarana ny faritra an-tanàndehibe.

27 Febroary 2019

Pakistan: Voasivana ny lahatsary iray mampiseho ny herisetran'ny miaramila

GV Mpisolovava

Niparitaka tamin'ny aterineto ny horonantsary iray mampiseho ny herisetra miaramilan'ny tafika nandritra ny fanafihany tao Swat.

20 Febroary 2019

150 taonan'ny Ceylon Tea: Andro iray amin'ny fiainan'ny mpiasan'ny fambolena

Tsy ampy velively ny karaman'ny mpiasan'ny fambolena hisahanana ny fandanian'ny fianakaviana, ka voatery ny maro miala na mitady asa any an-kafa

Lahatsary resadresaka momba ny fikatrohana nomerika sy ny media sosialy any India nifanaovana tamin'i Gaurav Mishra

GV Mpisolovava

Ity lahatsoratra ity no faharoa amin'ireo andian-dahatsary fanadihadiana izay ho ataontsika mandritra ny volana manaraka ato amin'ny Global Voices Advocacy.

13 Febroary 2019

Voampanga ho “nikasi-tanana zatovolahy” tao Kashmir ilay lehiben'ny tafika nomena mari-boninahitra 

Resabe taorian'ny fiampangana ilay lehiben'ny tafika Indiana nomena mari-boninahitra ho nikasi-tanana zatovolahy iray tao Kashmir.

07 Febroary 2019

Nosivanin'i Pakistan ireo sarin'ny governora – satria mampidi-doza amin'ny famendrehan'ny firenena

GV Mpisolovava

Namoaka torolàlana ho an'ireo mpamatsy tolotra aterineto ny  Pakistan Telecommunication Authority (PTA), sampana mpanaramaso ny aterineto ao Pakistan mba hanakana ireo tranonkala enina noho izy ireo "mampidi-doza ho an'ny fahamendrehan'ny firenena".

05 Febroary 2019

Namoaka ny vokatry ny fanivanana ao Azia ny OpenNet Initiative

GV Mpisolovava

Nanao fikarohana momba ny aterineto ao Azia sy manerana izao tontolo izao nanomboka tamin'ny taona 2002 ny OpenNet Initiative (famoahana feno: nandray anjara koa aho), ary vao haingana no namoaka ny tatitra farany momba ny fanarahamaso sy ny fifehezana ny aterineto any Azia, ary indrindra any Shina.