Tantara mikasika ny Azia Atsimo tamin'ny Mey, 2016
Fanandratana ny Fimaroan'ny Mozika ao Sri Lanka, Miainga Amin'ny Ampongatapaka Nentin-drazana Ka Hatramin'ny Rap An-Tanandehibe
Aleo ireto angon-tsary sy feo ireto hitondra anao any amin'ny Fetiben'ny Mozika vao haingana natao tao Galle, Sri Lanka.
Niteraka Fihotsahan'ny Tany sy Tondra-drano Nahafatesan'olona Ny Orana Tsy Nitsahatra Tao Sri Lanka
Inona no fahasamihafana hita ao amin'ny andro iray, manomboka amin'ny selfie tondra-drano hatramin'ny fandevenana faobe an'ireo 100 namoy ny ainy tamin'ny fihotsahan'ny tany tao Sri Lanka
Ny Herinandro Tato Amin'ny Global Voices Podcast: Ny Nanjavona
Mitondra anao any Ekoadaoro, Oganda, Bangladesh, Okraina ary Pakistan izahay.
Global Voices Miasa Miaraka Amin'ny Groundviews Avy Ao Sri Lanka
Nanomboka fiarahamiasa iray vaovao ny Global Voices sy ny Groundviews, izay hampitambatra ny fifantohan'ny Global Voices amin'ny fanaovan-gazetin'olontsotra sy ny fandalinana ary fahaizamanaon'ny Groundviews mba hitondràna fandrakofam-baovao tokamiavaka sy mijery lalina avy any Sri Lanka ho antsika mpamaky
Aiza i Zeenat Shahzadi? Ahiana Ho Niharan'ny Fanjavonana An-terisetra Ao Pakistàna Ilay Mpanao Gazety
"Tonga amin'ny fotoana izay mety hanjavonan'ny tsirairay amintsika noho ny fikarohana na ny filazàna ny marina ny toe-draharaha amin'izao."
Mpikatroka Mafana Fo Tsy Mpitondra Fivavahana Nokendrena Ary Novonoina Tany Bangladesh

Mpianatra amin'ny taranja lalàna, 28 taona, novonoinà mpamono olona telo tany Dhaka, Bangladesh, ny 7 Aprily 2016. Toa ireo tsikerany amin'ny fivavahana mitàna ny nentin-drazana no tena nikendrena ilay tovolahy.
Arahaba Feno 50 Taona i Rana, Masud Rana, Ilay James Bond-n'i Bangladesh
Ho an'ny zanaky ny taompolo 90s [ao Bangladesh] tahaka ahy, dia tantara mandia laza izany Rana sy Kazi Anwar Hussain izany. Manana adidy aminy aho satria nampiseho izao tontolo izao tamiko tamin'ny alalan'ny boky izy ireo.
Manohitra ny Fampanambadiana Ankizy Ao India Ireo Mpivarotra Tranolay ho an'ny Lanonana
Ahoana no hahafahantsika miantso ny tenantsika ho mivoatra raha toa ka miroborobo ny fomban-drazana ratsy tahaka izao.
Mbola Tànam-polo Ihany No Anadiovan'Ireo Ambany Saranga Ao India Ny Tain'ny Olona, Na Eo Aza Ny Lalàna Mandràra Izany
Araka ny tatitra iray tamin'ny 2015, maro amin'ireo trano any ambanivohitra ao India no mbola manakarama mpandraoka loto amin'ny tànana, mihevitra fa tsy misy ifandraisany amin'ny fahantràna ilay fomba fanao fa noho ny fanavakavahana iaretana noho ny resaka saranga
Taratasin'i Panama: Nandrehitra Ny Hadisoam-panantenan'ireo Indiana Fotsiny Ny Valintenin'ny Governemanta
"Mety hanampy ireo mpanadihady io, raha matotra izy ireo, mba farafaharatsiny hanombohana fanadihadiana tena matotra sy misy dikany."