Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

· Janoary, 2012

Tantara mikasika ny Azia Atsimo tamin'ny Janoary, 2012

20 Janoary 2012

Global Voices Amin'ny Teny Frantsay : Ny Safidin'Ireo Mpandika Teny Ny Taona 2011

Ny taona 2011, ireo mpandika teny an-tsitrapo ao amin'ny Global Voices izay miteny Frantsay dia nahavita nandika lahatsoratra an-jatony ary nampahafantatra ny vaovao manerana izao tontolo izao ary tianay ny hiteny hoe "Misaotra!". Nanontanianay hoe inona ny fandikàna nanamarika azy ireo indrindra, nandritra iny taona lasa iny. Ireto ny safidin'ireo...

15 Janoary 2012

India: Ny Tranga Hafahafan'ny Fandrakofana Lamba Ireo Sarivongana Mba Hiantohana Fifidianana Mangarahara

Naneho hevitra momba ny baiko vao haingana nomen'ny Kaomisionam-Pifidianana Indiana fa hoe ireo sarivongana rehetra ao amin'ny fari-panjakan'i Uttar Pradesh maneho ny Praiminisitra ankehitriny Ramatoa Mayawati sy ny mari-pamantarana ny antokony, ny elefanta, dia horakofana lamba ny Alarbia 11 Janoary 2012.

09 Janoary 2012

Ny Lahatsoratra Global Voices Be Mpamaky Indrindra Tamin'ny Taona 2011

Ireo lahatsoratra 20 voalohany be mpamaky indrindra tato amin'ny Global Voices nandritra ny taona 2011 dia ahitana ny momba an'i Japana, telo avy ao Ejipta, ary roa avy ao Filipina. Ary tantara tokana kosa ny momba ilay mamba goavana be [mg]!