Tantara mikasika ny Azia Atsimo tamin'ny Oktobra, 2012
Bangladesh: Mampanahy Amin'ny Fahampiana Ara-tSakafo Ny Fihenan'ny Fiankinan-doha Amin'ny Fambolena
Firenena mivelona amin'ny fambolena i Bangladesh. Marobe ireo mponina no miankina amin'ny fambolena ny fivelomany. Ankehitriny, 19.1%-n'ny PIB (Vokatra Ankapobe Anatiny) dia avy amin'ity sehatra ity . Navoakan'ny fanadihadiana farany...
India: Mitohy ny Fifandirana Manodidina ilay Toby Nokleary Kudankulam
Tao anatin'ny hetsi-panoherana (jereo ny lahatsoratra Global Voices) no nanombohan'ny tetikasa Angovo Atomika ao Koodankulam, ao Tirunelveli, distrikan'ny firenena Indiana Atsimo,Tamil Nadu tamin'ny volana lasa teo. Nanomboka namokatra herinaratra ny orinasa saingy miharatsy hatrany...
Pakistan: Malala Yousufzai sy ny fanafihana amin'ny fiaramanidina baikoana
Hatramin'ny nanafihan'ny olona mitam-basy an'ilay mpitolona tanora Malala Yousufzai tany Swat, dia nampametra-panontaniana maro ny fahombiazan'ny fanafihana ataon'ny fiaramanidina baikoana any Pakistan. Taorian'ny fanafihana tamin'ny 9 oktobra 2012 (jereo ny fanadihadihana...
India: Tahirin-dahatsary Amin'ny Aterineto Ho An'ny Zava-kanto An-Tsehatra
Shabda no hany tahirin-dahatsary amin'ny aterineto izay mampiseho ireo karazana endrika zava-kanto Indiana. Liana tamin'ny endrika TED, dia nanasa ny mpahay zava-maneno, ny dihy na ny seho an-tsehatra ny mpamorona ny Shabda mba hampianatra ny loha-hevitra nofidian'izy ireo mandritra ny roapolo minitra.
Pakistana: Nanafika An'i Malala Yousufzai Ireo Mpivavaka mahery fihetsika
Naratra mafy ilay tovovavy 14 taona mpiaro ny zon'ny vehivavy handeha hianatra, Malala Yousufzai. Nifanehatra tamin'ny Talibana i Malala, ka nifatratra tany aminy ny bala tamin’ izy handeha hody avy nianatra. Nitsofoka tany...
Rosia : Tetikasa “Bribr” Hamantarana ny Fisian'ny Kolikoly

Fampiharana vaovao amin'ny iPhone/iPad ny Bribr [amin'ny teny rosiana] ; App Store, Facebook] izay ahafahan'ny mpisera azy tsy ho fantatra anarana (anonyme) ao Rosia mandefa ny toerana nisian'ny kolikoly sy ny...