Tantara mikasika ny Azia Atsimo tamin'ny Novambra, 2013
Fijerena Akaiky Ny Herisetra Ifanaovan'ny Sekta Ao Pakistana
Nahitàna fifandonana teo amin'ny Siita sy ny Sionita ny volana masin'ny Muharram tao Pakistana
Kitapom-Panampian'ny FMI Ho An'i Pakistan, Mitondra Sondro-bidim-Piainana Mampanaintaina
Raha toa i Pakistana miezaka ny hanao izay hahafalifaly ny FMI amin'ny fampihenana ireo tohana ara-bola ataony, fampiakarana ny vidin'ny herinaratra sy , nanaka-danitra kosa ny fiakaran'ny vidim-piainana, tena nisy fiantraikany mavesatra tamin'ireo olom-pirenena tsotra.
SARIPIKA: Tonga Maro Ny Mpifidy Hanangana Ny Antenimieram-Panorenan'i Nepal
Taha ambony indrindra mahatratra hatramin'ny 70 isanjato no voarakitra ao Nepal nandritra ny fifidianana voalohany taorian'ny faharavan'ny fitondram-panjaka. Ho tontosan'ity antenimieram-panorenana ity ve ny fandrafetana lalampanorenana tsy vitan'ny teo aloha?
#GVMeetup Karachi: Mahita Fianakaviana Amin'ny Toerana Tsy Ampoizina
"Mety hampipoitra feo voaafina avy amin'ny vazan-tany efatra any ny Global Voices, saingy ity kosa feo avy any anatiny any. Fianakaviana iray azo itokisana," hoy i Ismail Vohra tamin'ny fifandraisana voalohany tamin'ny GV.
SARIPIKA: ‘Hetsika Mangina’ Mitaky Fifidianana Ao Maldives
tsy tankina noho ny fanemorana hatrany ny fanirian'ny vahoaka hanatontosa fifidianana malalaka sy marina araka ny tahirin-tsary iray nalaina nandritra ny 'hetsi-panoherana mangina'.
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...