· Septambra, 2013

Tantara mikasika ny Azia Atsimo tamin'ny Septambra, 2013

Lasa Mpaka Sary Anaty Vondrom-piarahamonina: Varavarankely Iray Ahitàna Ny “Tena India”

Rising Voices

"Storytelling Through Photography" - Fitantaràna amin'ny alàlan'ny Sary dia atrikasa fampianarana maka sary fanadihadiana natao ho an'ireo mpikatroka mafàna fo-mpanadihady avy eny anaty vondrom-piarahamonina, maneho ny fiainana andavanandro sy ny fahasahiranana any ambanivohitr'i India, tetikasa iarahan'ny Video Volunteers sy ny Magnum Foundation.

23 Septambra 2013

Bangladesh : Ireo Hetsi-Panoherana Tany #Shahbag

Efa nokotrehina am-polo taona maro ity fotoana ity. Mitaky ny hanamelohana ho faty ireo nanao heloka an'ady nandritra ny nanafahana an'i Bengladesh teo ambany vahohon'i Pakistana tamin'ny 1971 ireo olona an'hetsiny nameno an'i Shahbag, fihaonan-dàlana iray ao afovoan'i Dhaka renivohitra.

15 Septambra 2013