Tantara mikasika ny Azia Atsimo tamin'ny Novambra, 2021
Manavotra aina ny sarontava, saingy lasa olana goavana ihany koa
Nampitombo be tsy nisy toy izany ny habetsahan'ireo fako plastika ny fisian'ilay valanaretina ary, ao Nepal, ny ankabeazan'ireny fako ireny dia tsy navahana na nolevonina araka ny tokony ho izy.
Rooppur: Rosia kely ao Bangladesh
Ao anatin'ny rafi-panohanana tetikasa, maro ireo fampandrosoana ara-fotodrafitrasa eo amin'ny faritra manodidina, ary efa tafiditra lalina ny kolontsaina ka hita ho hafa mihitsy ny fifangaroa-mponina ao amin'ny faritra.
Ny fahaiza-manenona Dhimal
Chandra Kala Dhimal, enimpolo dimy amby taona, sisa no vitsy mamelona ny fomba fanenomana nentim-paharazana ao amin'ny vondrom-piarahamonina vazimba Dhimal mbola velona.
Manam-pahaizana ara-pambolena voaroaka noho ny fanehoana ahiahy amin'ny fandraràna ny fambolena ara-simika ao Sri Lanka
Mety ho iray amin'ireo antony maro mahatonga ny krizy ara-tsakafo SriLankey ny fiovana tampoka ho amin'ny fambolena organika feno izay niantraika tamin'ny fisian'ny sakafo ilaina eny an-tsena.
Pandora Papers: Nepaley 16 nampiasa vola tsy ara-dalàna tamin'ny orinasa offshore any amin'ny paradisan'ny hetra
Navoakan'ny Pandora Papers ny habetsak'ireo mpandraharaha sy orinasa nepaley mampiasa ny paradisan'ny hetra hanafenam-bola sy isorohana fandoavan-ketra.