Tantara mikasika ny Azia Atsimo tamin'ny Jona, 2011
India: Mpanao Fanadihadiana Momba ny Heloka Bevava, Manana ny Toerany Maty Voatifitra Tao Mumbai
Ny tolakandron'ny 11 Jona, Jyotirmoy Dey mpanao gazety voky traikefa dia maty notifirin' olon-tsy fantatra tena akaiky tokoa tao Powai, Mumbai. Maneho hevitra ireo Indiana mponin'i aterineto.
Sri Lanka : Fihetsiketsehan'ny Mpiasa Ao Amin'ny Orinasa Afakaba Katunayake
Tanora mpiasa iray no namoy ny ainy ary mpiasa maherin’ny 200 sy polisy no naratra tamin’ny fifandonana nisy teo amin’ireo polisy sy mpanao fihetsiketsehana tao amin’ny toeram-piasana « afakaba » iray tao Sri...
Afrika : Manaraka Akaiky An'i Shina I Inda
Tamin'ny May, tao amin'ny foiben'ny Fiombonambe Afrikana ao Addis-Abeba, Etiopia, no natao ny fihaonana an-tampony faharoa teo amin'i Inda sy Afrika. Ny drafi-piaraha-miasa naroson'i Inda, izay tena samihafa amin'ny an'i Shina dia niteraka fanehoan-kevitra samihafa teo amin'ny tontolon'ny Afrikana miteny frantsay.
Bilaogera Asongadina: Sabrina Sultana – Amin'ny Fony no Anoratany Bilaogy
Avy any Bangladesh i Sabrina Sultana no manoratra bilaogy ary tena tia manoratra tokoa. Iray amin'ireo bilaogera an-tapitrisany maneran-tany maneho ny heviny amin'ny fampiasàna ny aterineto izy. Nefa tsy tahaka ny rehetra akory i Sabrina; amin'ny fony tokoa no anoratany bilaogy.
Pakistana: Nampisaina ny Pakistaney ny TEDx Karachi
Tetikasa an-toerana ny TEDx , nokarakaraina hifampizaran'ny olona traikefa-TED. Eo amin'ny andiany faharoa ny TEDx Karachi notontosaina ny 27 Mey 2011 tao an-tanàna manana seranana Karachi. Nokarakarain'ny TED Senior Fellow 2011 sy...