Azia Atsimo · Avrily, 2012
- Marsa 2021 1 Lahatsoratra
- Febroary 2021 2 Lahatsoratra
- Janoary 2021 6 Lahatsoratra
- Desambra 2020 6 Lahatsoratra
- Novambra 2020 2 Lahatsoratra
- Oktobra 2020 3 Lahatsoratra
- Septambra 2020 1 Lahatsoratra
- Aogositra 2020 5 Lahatsoratra
- Jolay 2020 3 Lahatsoratra
- Jona 2020 4 Lahatsoratra
- Mey 2020 5 Lahatsoratra
- Avrily 2020 2 Lahatsoratra
- Marsa 2020 5 Lahatsoratra
- Febroary 2020 11 Lahatsoratra
- Janoary 2020 1 Lahatsoratra
- Desambra 2019 11 Lahatsoratra
- Novambra 2019 7 Lahatsoratra
- Oktobra 2019 7 Lahatsoratra
- Septambra 2019 8 Lahatsoratra
- Aogositra 2019 3 Lahatsoratra
- Jolay 2019 4 Lahatsoratra
- Jona 2019 5 Lahatsoratra
- Mey 2019 14 Lahatsoratra
- Avrily 2019 12 Lahatsoratra
- Marsa 2019 2 Lahatsoratra
- Febroary 2019 3 Lahatsoratra
- Janoary 2019 6 Lahatsoratra
- Desambra 2018 22 Lahatsoratra
- Novambra 2018 62 Lahatsoratra
- Oktobra 2018 19 Lahatsoratra
- Septambra 2018 15 Lahatsoratra
- Aogositra 2018 17 Lahatsoratra
- Jolay 2018 16 Lahatsoratra
- Jona 2018 19 Lahatsoratra
- Mey 2018 20 Lahatsoratra
- Avrily 2018 35 Lahatsoratra
- Marsa 2018 20 Lahatsoratra
- Febroary 2018 13 Lahatsoratra
- Janoary 2018 13 Lahatsoratra
- Desambra 2017 14 Lahatsoratra
- Novambra 2017 5 Lahatsoratra
- Oktobra 2017 16 Lahatsoratra
- Septambra 2017 13 Lahatsoratra
- Aogositra 2017 16 Lahatsoratra
- Jolay 2017 14 Lahatsoratra
- Jona 2017 15 Lahatsoratra
- Mey 2017 13 Lahatsoratra
- Avrily 2017 11 Lahatsoratra
- Marsa 2017 7 Lahatsoratra
- Febroary 2017 12 Lahatsoratra
- Janoary 2017 10 Lahatsoratra
- Desambra 2016 7 Lahatsoratra
- Novambra 2016 9 Lahatsoratra
- Oktobra 2016 8 Lahatsoratra
- Septambra 2016 14 Lahatsoratra
- Aogositra 2016 21 Lahatsoratra
- Jolay 2016 13 Lahatsoratra
- Jona 2016 15 Lahatsoratra
- Mey 2016 12 Lahatsoratra
- Avrily 2016 8 Lahatsoratra
- Marsa 2016 7 Lahatsoratra
- Febroary 2016 7 Lahatsoratra
- Janoary 2016 11 Lahatsoratra
- Desambra 2015 8 Lahatsoratra
- Novambra 2015 7 Lahatsoratra
- Oktobra 2015 8 Lahatsoratra
- Septambra 2015 3 Lahatsoratra
- Aogositra 2015 12 Lahatsoratra
- Jolay 2015 8 Lahatsoratra
- Jona 2015 9 Lahatsoratra
- Mey 2015 9 Lahatsoratra
- Avrily 2015 8 Lahatsoratra
- Marsa 2015 9 Lahatsoratra
- Febroary 2015 4 Lahatsoratra
- Janoary 2015 3 Lahatsoratra
- Desambra 2014 8 Lahatsoratra
- Novambra 2014 5 Lahatsoratra
- Oktobra 2014 3 Lahatsoratra
- Septambra 2014 12 Lahatsoratra
- Aogositra 2014 11 Lahatsoratra
- Jolay 2014 8 Lahatsoratra
- Jona 2014 6 Lahatsoratra
- Mey 2014 4 Lahatsoratra
- Avrily 2014 5 Lahatsoratra
- Marsa 2014 3 Lahatsoratra
- Febroary 2014 6 Lahatsoratra
- Janoary 2014 8 Lahatsoratra
- Desambra 2013 5 Lahatsoratra
- Novambra 2013 11 Lahatsoratra
- Oktobra 2013 9 Lahatsoratra
- Septambra 2013 5 Lahatsoratra
- Aogositra 2013 2 Lahatsoratra
- Jolay 2013 7 Lahatsoratra
- Jona 2013 11 Lahatsoratra
- Mey 2013 4 Lahatsoratra
- Avrily 2013 12 Lahatsoratra
- Marsa 2013 9 Lahatsoratra
- Febroary 2013 6 Lahatsoratra
- Janoary 2013 13 Lahatsoratra
- Desambra 2012 9 Lahatsoratra
- Novambra 2012 18 Lahatsoratra
- Oktobra 2012 5 Lahatsoratra
- Septambra 2012 3 Lahatsoratra
- Aogositra 2012 6 Lahatsoratra
- Jolay 2012 11 Lahatsoratra
- Jona 2012 2 Lahatsoratra
- Mey 2012 8 Lahatsoratra
- Avrily 2012 11 Lahatsoratra
- Marsa 2012 10 Lahatsoratra
- Febroary 2012 5 Lahatsoratra
- Janoary 2012 2 Lahatsoratra
- Desambra 2011 3 Lahatsoratra
- Novambra 2011 4 Lahatsoratra
- Oktobra 2011 4 Lahatsoratra
- Septambra 2011 3 Lahatsoratra
- Aogositra 2011 10 Lahatsoratra
- Jolay 2011 5 Lahatsoratra
- Jona 2011 5 Lahatsoratra
- Mey 2011 9 Lahatsoratra
- Avrily 2011 7 Lahatsoratra
- Marsa 2011 3 Lahatsoratra
- Febroary 2011 2 Lahatsoratra
- Janoary 2011 2 Lahatsoratra
- Desambra 2010 3 Lahatsoratra
- Novambra 2010 2 Lahatsoratra
- Oktobra 2010 5 Lahatsoratra
- Septambra 2010 4 Lahatsoratra
- Aogositra 2010 10 Lahatsoratra
- Jolay 2010 3 Lahatsoratra
- Oktobra 2009 1 Lahatsoratra
- Septambra 2009 1 Lahatsoratra
- Febroary 2009 1 Lahatsoratra
- Marsa 2008 1 Lahatsoratra
- Janoary 2008 1 Lahatsoratra
- Oktobra 2007 3 Lahatsoratra
Tantara mikasika ny Azia Atsimo tamin'ny Avrily, 2012
Lahatsary: Fampahafantarana Ny Atao Hoe Islamo Ho An'ny Fikambanana Mpanao Asa Soa
Miompana amin'ny fifandraisana misy eo amin'ny tsy fahampian'ny fahafantarana ny atao hoe Islamo sy ny fomba fandraisan'ny fikambanana momba ny asa soa sy ny fampandrosoana ny atao hoe fiarahamonina Miozolomana ny adihevitra mandeha ao amin'ny vohikalan-tetikasa Uncultured Project. Shawn Ahmed nizara lahatsary tsotra sy fohy manazava ny atao hoe Isalmo, izay...
Pakistana: Aoka Izay Ny Fanaovana Anay Ho Toy Ny Fanariam-pako
Lasa dabam-pako fanariana plastika sy fako ara-pitsaboana iray goavana i Pakistana tato anatin'ireo folo taona farany. Efa ela izao no tratran'ny aretina mampidi-doza ny mponina ao amin'io firenena io noho ny tsy fahampian'ny fitandremana. Mizara ny fihetseham-pon'ireo mpampiasa aterineto i Faisal Kapadia.
India: Milefitra Amin’ny Fitakiana Fanivanana Ny Orinasa Mpanolotra Aterineto
Nanao dingana niverin-dàlana lehibe i India raha nitaky tamin’ ireo orinasan'aterineto lehibe 20 , ka ao anatin’ izany Google, Facebook , sy Twitter, ny ampisehoan’izy ireo drafitra hanivanana ny fitaovana “ tsy tia fivavahana “, na “mifankahala ara-tsosialy” avy amin’ny votoatin’ny tolotra natao ho an’ny olom-pirenena Indiana. Nitory ireo orinasa...
Bangladesh: Mampahonena ny Zavamisy Iainan'ireo Foko Vazimba Teratany
Ahitana foko teratany 45 (les Adivasis) ao Bangladesh. Monina ao amin'ny tanàna kelin'ny Chittagong Hill Tracts ny iraikambinifolo amin'izy ireo, raha toa kosa ka miely manerana ny firenena ny hafa. Betsaka amin'izy ireo no tsy salama ary iharan'ny fanavakavaham-bolokoditra, fanararaotana ary fampijaliana isan'andro ny sasany amin'izy ireo. Tao anatin'ny fanadihadiana notontosain'ny Fondation Kapeng et Oxfam (Fikambanana...
India: Ozinina Tsy Ara-Dalàna Mikirakira Asfalta Miteraka Homamiadana Amin'ny Mponina
Nampahafantatra ny olana atrehin'ny tanàna kely iray ao Rajasthana ny tetikasa Video Volunteers’ India Unheard (Lahatsarin'ny mpilatsaka an-tsitrapo mampiseho an'i India Tsy Fandre), orinasa tsy ara-dalàna maromaro mpamokatra asfalta no mandoto ny tanàna ka niteraka olana ara-pisefoana eo amin'ny 10%-n'ny mponina, ary niteraka fahavoazana teo amin'ny fambolena ihany koa. Sunita Kasera, monina...
Andro Iray Eto An-Tany: Nivoaka Ny Rakikira Niaraha-Mientana Manerantany
Nisy rakikira an-dahatsary iray nivoaka ho fanomanana ny fiaraha-mijery manerantany [mg] ny sarimihetsika nifarimbonana manerantany One Day on Earth [Andro Iray Eto An-Tany], izay hotontosaina any amin'ny toerana maro samihafa manerana ny planeta mandritra ny Andron'ny Tany (22 Avrily 2012). Asongadin'ny lahatsary ny mpihira, poety, mpandihy noraketina an-tsarimihetsika nandritra ny...
Fifaninanana Lahatsary Firefox Flicks
Ny fifaninana manerantany Firefox Flicks dia hanome loka ho an'izay lahatsary fampianarana fohy ho an'ny mpiserasera mikasika ny olana momba ny fiainan'olona manokana, ny safidy, ny kirakira afa-mifampiditra sy ny fanararaotra amin'ny aterineto, ary koa ny fomba ahafahan’ ny Firefox hanampy ny olona hiatrika ireo lohahevitra ireo. Efa be ny lahatsary nivoaka...
India: Ny “Fanonganam-panjakana” Izay Tsy Nisy Mihitsy
Omaly (4, Aprily, 2012) lahatsoratra tao amin'ny gazety Indian Express nitatitra fa nisy ny fikasana hanongam-panjakana nataon’ ireo sampana tafika Indiana roa tonga tao Delhi tamin'ny alin'ny 16-17 Janoary, tsy nampandre ny governemanta akory izy ireo tamin'izany. Tsy nanome lanjany ilay lahatsoratra nivoaka tao amin'ny pejy voalohan'ny gazety Indian Express anefa ny rehetra...
Pakistana : Fihetseham-po Teo Noho Eo Tamin'ny Fahafatesan'Ilay Mpitarika Nasionalista Sindhi
Ny 23 Martsa, Karachi (Sindh) dia nampiatrano fivoriana lehibe ho an'ny fahaleovantenan'i Sindh amin'ny fanjakana ao Pakistana. Ilay fivoriana lehibe dia nokarakarain'ilay Jeay Sindh Qaumi Mahaz (Ho ela velona ny Manda Nasionaly Sindh) teo ambany fifehezan'i Bashir Khan Qureshi izay nanao ny fampielezan-kevitra tamin'ilay fivoriana mba hahazoana fanohanana avy amin'ny olona...
Lahatsary: Fandripaham-behivavy Sy Kilongavavy Any Shina Sy India
Eo amin'i India sy i Shina, 200.000.000 ny isan'ny zazavavy “manjavona” noho ny fanalan-jazarano vavy na noho ny fandaozana sy famonoana kilongavavy. Maro ny lahatsarim-panadihadiana na vaovao mitatitra ity tranga ity, miezaka ny hanazava ny anton'ny fanavakavahana ara-pananahana ity ary mitady ny zavatra azo atao momba azy ity. Amin'ny “Voambolana telo...
Mpiserasera Facebook?
Araho Twitter
Hevitra farany
Taorian'ny Nilazan'Ilay Ministra Indiana Hoe 'Indraindray Tsara Ny Fanolanana', Mijoro...
LALANA IZANY
Hong Kong: 'Raha Afaka Mampirafy Ny Lehilahy? Nahoana Kosa Ny...
ny fampirafesana dia fomba mamohehatra hitovizan'ny olona sy ny biby ary ny lehilahy no mpanao...
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...