Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

· Jona, 2019

Tantara mikasika ny Azia Atsimo tamin'ny Jona, 2019

27 Jona 2019

Kirin'ny lehilahy iray hianika ireo tendron-kavoana 14 avo indrindra ao anatin'ny 7 volana hanamontsanana ny zavabita tsara indrindra

14 monja ny tendrombohitra manana haavo mihoatra ny 8000 metatra ary eo am-panatanterahana fanamontsanana zavabita tsara indrindra ho ao anatin'ny fito volana monja ilay miaramila britanika Gurkha antsoina hoe Nirmal Purja.

24 Jona 2019

Azon'ny Kamerà: Lahatsary momba ny Zon'olombelona ato amin'ny GV

Zon'olombelona an-tsary

Herinandro vitsivitsy miavaka ho an'ny lahatsary GV momba ny zon'olombelona iny, koa ndeha isika hiditra avy hatrany amin'izany...

23 Jona 2019

Lok Sabha 2019 ao India : Valin'ny fifidianana taorian'ny dingana naharitra herinandro

Nankao amin'ny Twitter ny olona hnamoaka ny zavatra novinavinainy mialoha. Maro no naka ny vokatry ny fitsapankevitra teo am-pivoahana ny birao ary nanomboka niarahaba an'i Narendra Modi tamin'ny fendresena azony

04 Jona 2019

Faly ireo mpankafy Rooh Afza any India rehefa niverina hita teny amin'ny toeram-pivarotana nandritra ny fotoanan'ny Ramadany ity zava-pisotro ity

Afaka mifaly ireo Miozolomana ao India ankehitriny satria niverina teny an-tsena ilay zava-pisotro ankafizina Rooh Afza tamin'ny fotoanan'ny Ramadany taorian'ny volana maromaro tsy nisiany.

01 Jona 2019

‘Fiarovana fa tsy ny zo iombonana ve’ ? Voaràra ny jono ao Bangladesh

Natao hampitomboana ny tahiry ireo fandraràna mandritra ny volana roa, saingy mety hidika hanoanana sy fifindran-toerana ho an'ireo vohitra eny imorona izany