Tantara mikasika ny Azia Atsimo tamin'ny Janoary, 2017
Masiaka, Matsiro, Sady Tsy Dia Lafo: Mampiakatra Ny Vidin-tsakafo Ao Bhutan ny Fandrarana Ny Sakay Mena (Chili)
Fanehoana fomba iainana iray ny sakay mena ao Bhutan. Vao hainganaa efa dia nampiakatra ny vidin'ity foto-tsakafo ity ny fandraràna ny fanafarana azy izay niteraka adihevitra.
Tavoahangy Plastika Nariana Nasiana Zavamaniry Mamelana Natao Sakana Ao Amin'ny Garan-dalamby Indiana
"Nanaitra ahy ny fiantraikany lehibe indrindra tamin'ity fandraisana andraikitra tsotra kely ity....."
Fandripahan'Ala Tsy Voahevitra ao Jharkhand, India Hitadiavam-Pandrosoana
Milaza sompirana ny mpikatroka iray fa mivarotra hazo mianjera -- maro amin'ireo no efa an-jato taonany -- amin'ireo indostrian'ny fivarotan-kazo hahazoana tombombarotra ny manampahefana ao an-toerana.
Bangladesh : Herisetra Naharitra Herintaona

Nilaza ho tompon'antoka tamin'ireo fanafihana mahery setra nanjo ireo olontsotra sy nahita fianarana ny EI, Ansar al-Islam ary koa ny Ansarullah Bangla Team. Hoavy manakory no ho an'i Bangladesh ?
Vehivavy Tao Bangalore Niharan'ny Herisetra Nandritra ‘Ny Alina Mahamenatry’ Ny Taombaovao
Manafintohina ny fetin'ny Taombaovao tao Bangalore. Nahapetraka fepetra tsy isian'ny fanajana sy tsy fandriampahalemana atao amin'ny vehivavy tahaka izao.
Voapetraka Ho Vakoka ny Taombaovao Bengali Manandratra ny Demaokrasia sy ny Fahasamihafana
Raha mbola velona koa i Bangladesh, dia hisy ity karazana fankalazana Taombaovao ity. Hisy ny fahafinaretana sy ny fetibe, Ny foaran'ny Taombaovao sy ny Mangal Shivajatra. Izany no endrik'i Bangladesh laika.
Nanakatona Tranonkala Mamoafady Miisa 560 i Bangladesh

Firenena maro an'isa Miozolomana i Bangladesh, izay marobe ireo vahoaka naneho ny ahiahiny momba ny fiparitahana sy ny fanjifana sary mamoafady antserasera. Saingy [misy] demaokrasia ihany koa izy.
Any India, Andrasana Hijoro ho An'ny Hiram-pirenena Ireo Mpitia Sarimihetsika — Raha Tsy Izany
''Mankany amin'ny trano fijerena sarimihetsika aho mba haka aina sy hampiala voly ny tenako, fa tsy ny hampiseho ny fitiavan-tanindrazako amin'ireo mpiray tanindrazana amiko".
Tsy Firenena Ho An'ny Vehivavy Ve Nepal?
Tsy nahavita nitondra fitoviana ho an'ireo vehivavy ao amin'ny firenena ilay lalàm-panorenan'i Nepal, nefa tsy nitsoaka an-daharana ireo mpiaro zon'olombelona.
Mumbai: Manery Ireo Ankizy Hilalao Any Amin'ny Tany Maloto Ny Tsy Fahampian'ny Tany Malalaka
“Tsy lazainay amin'ny ray sy reninay hoe eto izahay no milalao". Mihevitra ry zareo hoe any aminà toerana madio izahay no mandeha milalao. Raha fantatr'izy ireo .., tsy ho avelan'izy ireo mivoaka milalao intsony izahay"