Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

· Septambra, 2011

Tantara mikasika ny Azia Atsimo tamin'ny Septambra, 2011

25 Septambra 2011

Pakistan: An-tapitrisany Tratry Ny Tondra-drano Ao Sindh, Tsy Misy Mpijery

Taorian'ny tondra-drano niteraka faharavàna be tamin'ny taona 2010 tao Pakistan dia tsy nisy dingana mivaingana noraisin'ny governemanta hatreto mba hiatrehana ny mety ho fisian'ny tondra-drano amin'ny hoavy. Ny fiantraikan'io tsy firaharahiana io dia nandravaràva indray ny tondra-drano. Ny ivon'ilay zava-doza tamin'ity taona ity dia i Sindh izay namafàn'ny tondra-dranobe tanàna...

19 Septambra 2011

Bangladesh : Ny Adihevitra Momba Ny Sata Ao Amin'ny Facebook

Facebook dia manomboka ho filazam-baovao ara-tsosialy fanta-daza ao Bangladesh toy ny any amin'izao tontolo izao, kanefa ny satanao ao amin'ny Facebook dia mety hitera-doza ihany indraindray. Nisy ny fanapahan-kevitra noraisin'ny fitsarana nampiharina tamin'ilay mpampianatra mipetraka any ivelany, izany no vokatry ny sata napetrany tao amin'ny Facebook.

14 Septambra 2011

Pakistan: Famporisihana Ny Tanora Ho Amin'ny Ampitso Tonga Lafatra

Ny Ivon-toeram-pianarana Fandriampahalemana sy Laika (Institute of Peace and Secular Studies - IPSS) dia fikambanana kely naorina ho an'ny tanora any Lahore, Pakistan, izay mikendry ny handrisihana ireo tanora Pakistane sady manofana azy ireo hiatrika ny fanambin'ny anio.Koa satria tsy afaka mahazo fanabeazana feno sy ampy ny ankabeazan'ireo tanora any...

13 Septambra 2011

India : Fipoahana Baomba Teo Ivelan'ny Fitsarana Avon'i Delhi, Nahafaty Olona Sivy

Farafahakeliny olona sivy no voalaza fa namoy ny ainy ary dimy amby efapolo no naratra tamin'ny fipoahan'ilay baomba teo ivelan'ny Fitsarana Avon'i Delhi aloha be io maraina io. Naneho hevitra tamim-pahatohinana sy tamin-katezerana tao amin'ny Twitter ireo mponin'ny aterineto. Fanadihadiana Aparna Ray