Tantara mikasika ny Azia Atsimo tamin'ny Marsa, 2008
Mipariaka toy ny alondrano ireo lahatsary mikasika ny Andro Iraisam-Pirenena hoan'ny Rano
Rano tony [Zen Water] sary nindramina tany amin'i darkpatator Nanomboka tamin'ny fivoriamben'ny Firenena Mikambana mikasika ny Tontolo Iainana sy ny Fampandrosoana izay notanterahina tany Rio-de-Janeiro tamin'ny taona 1992, dia tapaka...
India:mpanohitra tibetana nosamborina
My Himachal no milaza amintsika fa misy mpanohitra Tibetana vitsivitsy nosamborina any India.
Fikambanana Tononkalo Eran-Tany: ny andriambavilanitra no mitazona ny atsasaky ny lanitra
Amin'ny andro fifakalazana ny Andriambavilanitra eran-tany, y Kathy Ward avy amin'ny Rising Voices sy Nari Jibon dia nanome hevitra hoe ahoana moa raha mba anao fikambanana tononkalo eran-tany ao anatiny...