Tantara mikasika ny Fitantanam-pitondrana tamin'ny Mey, 2018
Makedonia: Fikomiana antserasera manohitra ny drafitra “Skopje 2014″
Taorian'ny taona maro nanaovana filazana miafina, ny fanodinkodinan-tsaina ataon'ny media ary fialana bala ataon'ny fanjakam-birao midify ny fitakiana mangarahara, tamberina andraikitra ary ny fandraisan'ny olom-pirenena andraikitra, nametraka drafitra ihany ny governemanta eo an-toerana [fiadidian'ny kaominina] ao amin'ny Kaominina Centar [MK] nony farany.
Rivo-pikomiana Iray Mitsoka An'i Madagasikara Volana Vitsivitsy Mialoha Ireo Fifidianana
Misy endrika didy jadona ireo lalàm-pifidianana izay mbola tokony hilazan'ny Fitsarana momba ny Lalàm-panorenana ny heviny. Fomba iray hanilihana ireo kandidà ho filoham-pirenena amin'ireo fifidianana hoavy izy ireo.
Azia Atsimo: Politika, Hasambarana, Finoana Ary Vorona
Hitantsika amin'ity lahatsoratra manaraka ity ireo vaovao farany indrindra avy amin'ireo blaogy isankarazany mikasika ireo firenena Aziatika Tatsimo.
Horakoraky Ny Blaogy Bangladesh -12
Maro ireo blaogy nihorakoraka mikasika ny zava-misy ao Bangladesh.
Kyrgyzstan: Mitazona fitoniana
Tena zava-dehibe ny andraikitr'i Kyrgyzstan lalaovin'ny fikambanana media mahaleotena tahaka ny kloop.kg amin'ny fanavahana ny zava-misy amin'ny vaovao diso.
Reharehan'i Bangladesh Ny Nandefasan-dry Zareo Ny Zanabolany Voalohany Ho Eny Amin'ny Habakabaka
"Fametrahana feno fahombiazana ny Bangabandhu Satellite-1 eny amin'ny làlan-kizorany nataon'ny Falcon 9 Block 5 an'ny SpaceX. Toy izao angamba no fomba fiovàn'ny firenena iray, tena feno rehareha."
Ireo Fonja Miafina Amerikana: Miainga Avy Amin'ny Efitranonà Hotely Mankamin'ny Efitrano Fanagadrana Maharikoriko
Avoitran'ity lahatsoratra iray ity amintsika fa tsy ao ambadik'ireo fefy vy irery ihany akory no misy ireo fanosihosena ny zon'olombelona afenina, mangingina ary miafina.
Tonizia: Fanokafana Ireo Fonja Amin'izao Tontolo Izao
Aseho ato anatin'ity vohikala ity ireo lahatsary ahitana na miresaka mikasika ireo fanitsakitsahana zon'olombelona
Japana: Ny Ady Atrehan'Ireo Mitondra Ny Otrikaretina VHC
Tsy zava-baovao ao Japàna intsony ny tantaran'ireo fanomezana rà maloto. Ny taona 1980, marary maro nanaraka fitsaboana mikasika ny tsy fahampian-drà no nahazo ny otrikaretina VIH vokatry ny rà maloto nampidirina taminy, nohon'ny tsy fahampian'ny fanarahamaso avy amin'ny governemanta sy ireo Orinasa fivarotampanafody mahakasika ny fanapahankevitra tany aloha noraisin'ny FDA hanaisotra ny fankatoavany ireo vokatra.
Antsipirihan'ny Laminasa Momba ny Zon'ireo LGBTIQ ao Kiobà Avy Amin'ireo Kiobàna Mpikatroka
"Sambany amin'ny karazany ao Kiobà ny fisian'ilay laminasa [...] includes 63 specific demands and is divided into two sections: legislative measures and policies, plans and strategies."