Fitantanam-pitondrana · Mey, 2011
- Ady & Fifandirana
- Antsafa
- Dika
- Fahalalahàna miteny
- Fahasalamàna
- Famakiamboky
- Fampandrosoana
- Fanabeazana
- Fanadihadiana Tranga
- Fanampenam-bava
- Fanarahamaso
- Fanatanjahantena
- fandikàna-gazety
- Fandrahonana-lalàna
- Fanentanana
- Fanoherana
- fiainana ivelan'ny tambajotra
- Fiainana Manokana
- Fidirana
- Fifandraisana iraisam-pirenena
- Fifidianana
- Fifindràmonina
- fikarohana
- Fisamborana sy faneriterena
- fisehoana-anaty-media
- Fitantanam-pitondrana
- Fitaovana
- Fiteny
- Fitsipika
- Fivavahana
- Fizakàna ara-tsaina
- Foko sy Fiaviana
- gazety
- Hafanam-po
- Hafanàm-po nomerika
- Haisoratra
- Hehy
- Hevitra
- Hiper-barrio
- Indostria
- Lahavolana
- Lalàna
- Lanonana
- media
- Media sy Fanoratan-gazety
- Media-sôsialy
- Mediam-bahoaka
- Mibilaogy nofinofy
- Mozika
- Mpitsoa-ponenana
- nomad green
- OLPC Orogoay
- Politika
- Sakafo
- Sarimihetsika
- Saripika
- Sehatra
- Sendikà
- Siansa
- Sivana
- Solovava
- sotasota
- Tambajotram-piarahamonina
- Tanora
- Tantara
- Taratasim-baovao
- Taridàlana
- Tatitra
- Teknolojia
- Teknolojia-aterineto
- Teratany
- Tetikasa
- Toekarena sy Fandraharahàna
- Tontolo_iainana
- Torolalana
- Tsidika
- Tsy fitononana anarana
- Vaovao
- Vaovao Mafana
- Vaovao Tsara
- Vehivavy sy Miralenta
- Voina
- vondrom-piarahamonina
- Vonjy Voina
- Zavakanto & Kolontsaina
- Zon'ny Nanova na Mpitia Mitovy Fananahana (LGBT)
- Zon'olombelona
- Marsa 2021 1 Lahatsoratra
- Febroary 2021 6 Lahatsoratra
- Janoary 2021 6 Lahatsoratra
- Desambra 2020 9 Lahatsoratra
- Novambra 2020 7 Lahatsoratra
- Oktobra 2020 11 Lahatsoratra
- Septambra 2020 8 Lahatsoratra
- Aogositra 2020 8 Lahatsoratra
- Jolay 2020 10 Lahatsoratra
- Jona 2020 11 Lahatsoratra
- Mey 2020 6 Lahatsoratra
- Avrily 2020 11 Lahatsoratra
- Marsa 2020 10 Lahatsoratra
- Febroary 2020 13 Lahatsoratra
- Janoary 2020 10 Lahatsoratra
- Desambra 2019 25 Lahatsoratra
- Novambra 2019 16 Lahatsoratra
- Oktobra 2019 18 Lahatsoratra
- Septambra 2019 15 Lahatsoratra
- Aogositra 2019 13 Lahatsoratra
- Jolay 2019 8 Lahatsoratra
- Jona 2019 6 Lahatsoratra
- Mey 2019 17 Lahatsoratra
- Avrily 2019 24 Lahatsoratra
- Marsa 2019 14 Lahatsoratra
- Febroary 2019 8 Lahatsoratra
- Janoary 2019 13 Lahatsoratra
- Desambra 2018 36 Lahatsoratra
- Novambra 2018 33 Lahatsoratra
- Oktobra 2018 53 Lahatsoratra
- Septambra 2018 31 Lahatsoratra
- Aogositra 2018 39 Lahatsoratra
- Jolay 2018 40 Lahatsoratra
- Jona 2018 31 Lahatsoratra
- Mey 2018 39 Lahatsoratra
- Avrily 2018 36 Lahatsoratra
- Marsa 2018 18 Lahatsoratra
- Febroary 2018 22 Lahatsoratra
- Janoary 2018 35 Lahatsoratra
- Desambra 2017 19 Lahatsoratra
- Novambra 2017 21 Lahatsoratra
- Oktobra 2017 49 Lahatsoratra
- Septambra 2017 29 Lahatsoratra
- Aogositra 2017 54 Lahatsoratra
- Jolay 2017 39 Lahatsoratra
- Jona 2017 42 Lahatsoratra
- Mey 2017 38 Lahatsoratra
- Avrily 2017 19 Lahatsoratra
- Marsa 2017 24 Lahatsoratra
- Febroary 2017 18 Lahatsoratra
- Janoary 2017 22 Lahatsoratra
- Desambra 2016 19 Lahatsoratra
- Novambra 2016 19 Lahatsoratra
- Oktobra 2016 20 Lahatsoratra
- Septambra 2016 14 Lahatsoratra
- Aogositra 2016 10 Lahatsoratra
- Jolay 2016 18 Lahatsoratra
- Jona 2016 17 Lahatsoratra
- Mey 2016 15 Lahatsoratra
- Avrily 2016 15 Lahatsoratra
- Marsa 2016 12 Lahatsoratra
- Febroary 2016 13 Lahatsoratra
- Janoary 2016 17 Lahatsoratra
- Desambra 2015 12 Lahatsoratra
- Novambra 2015 22 Lahatsoratra
- Oktobra 2015 19 Lahatsoratra
- Septambra 2015 22 Lahatsoratra
- Aogositra 2015 29 Lahatsoratra
- Jolay 2015 18 Lahatsoratra
- Jona 2015 11 Lahatsoratra
- Mey 2015 11 Lahatsoratra
- Avrily 2015 14 Lahatsoratra
- Marsa 2015 18 Lahatsoratra
- Febroary 2015 15 Lahatsoratra
- Janoary 2015 5 Lahatsoratra
- Desambra 2014 14 Lahatsoratra
- Novambra 2014 12 Lahatsoratra
- Oktobra 2014 14 Lahatsoratra
- Septambra 2014 17 Lahatsoratra
- Aogositra 2014 12 Lahatsoratra
- Jolay 2014 23 Lahatsoratra
- Jona 2014 14 Lahatsoratra
- Mey 2014 8 Lahatsoratra
- Avrily 2014 19 Lahatsoratra
- Marsa 2014 6 Lahatsoratra
- Febroary 2014 19 Lahatsoratra
- Janoary 2014 23 Lahatsoratra
- Desambra 2013 23 Lahatsoratra
- Novambra 2013 22 Lahatsoratra
- Oktobra 2013 28 Lahatsoratra
- Septambra 2013 15 Lahatsoratra
- Aogositra 2013 8 Lahatsoratra
- Jolay 2013 21 Lahatsoratra
- Jona 2013 24 Lahatsoratra
- Mey 2013 18 Lahatsoratra
- Avrily 2013 25 Lahatsoratra
- Marsa 2013 32 Lahatsoratra
- Febroary 2013 16 Lahatsoratra
- Janoary 2013 25 Lahatsoratra
- Desambra 2012 31 Lahatsoratra
- Novambra 2012 32 Lahatsoratra
- Oktobra 2012 31 Lahatsoratra
- Septambra 2012 17 Lahatsoratra
- Aogositra 2012 18 Lahatsoratra
- Jolay 2012 21 Lahatsoratra
- Jona 2012 19 Lahatsoratra
- Mey 2012 8 Lahatsoratra
- Avrily 2012 21 Lahatsoratra
- Marsa 2012 20 Lahatsoratra
- Febroary 2012 19 Lahatsoratra
- Janoary 2012 21 Lahatsoratra
- Desambra 2011 11 Lahatsoratra
- Novambra 2011 14 Lahatsoratra
- Oktobra 2011 27 Lahatsoratra
- Septambra 2011 19 Lahatsoratra
- Aogositra 2011 14 Lahatsoratra
- Jolay 2011 20 Lahatsoratra
- Jona 2011 17 Lahatsoratra
- Mey 2011 19 Lahatsoratra
- Avrily 2011 15 Lahatsoratra
- Marsa 2011 23 Lahatsoratra
- Febroary 2011 31 Lahatsoratra
- Janoary 2011 23 Lahatsoratra
- Desambra 2010 11 Lahatsoratra
- Novambra 2010 7 Lahatsoratra
- Oktobra 2010 15 Lahatsoratra
- Septambra 2010 22 Lahatsoratra
- Aogositra 2010 14 Lahatsoratra
- Jolay 2010 27 Lahatsoratra
- Jona 2010 8 Lahatsoratra
- Mey 2010 10 Lahatsoratra
- Avrily 2010 10 Lahatsoratra
- Marsa 2010 11 Lahatsoratra
- Febroary 2010 15 Lahatsoratra
- Janoary 2010 8 Lahatsoratra
- Desambra 2009 13 Lahatsoratra
- Novambra 2009 7 Lahatsoratra
- Oktobra 2009 7 Lahatsoratra
- Septambra 2009 15 Lahatsoratra
- Aogositra 2009 16 Lahatsoratra
- Jolay 2009 11 Lahatsoratra
- Jona 2009 5 Lahatsoratra
- Mey 2009 21 Lahatsoratra
- Avrily 2009 6 Lahatsoratra
- Marsa 2009 7 Lahatsoratra
- Febroary 2009 21 Lahatsoratra
- Janoary 2009 14 Lahatsoratra
- Desambra 2008 24 Lahatsoratra
- Oktobra 2008 10 Lahatsoratra
- Septambra 2008 7 Lahatsoratra
- Aogositra 2008 14 Lahatsoratra
- Jolay 2008 28 Lahatsoratra
- Jona 2008 9 Lahatsoratra
- Mey 2008 11 Lahatsoratra
- Avrily 2008 19 Lahatsoratra
- Marsa 2008 12 Lahatsoratra
- Febroary 2008 2 Lahatsoratra
- Janoary 2008 11 Lahatsoratra
- Desambra 2007 9 Lahatsoratra
- Novambra 2007 6 Lahatsoratra
- Oktobra 2007 13 Lahatsoratra
- Septambra 2007 3 Lahatsoratra
Tantara mikasika ny Fitantanam-pitondrana tamin'ny Mey, 2011
Sina: Mpisolovava Momba Ny Zon’Olombelona Voatazona Am-ponja Nohadiadiana Momba Ny Fiainana Ara-Pananahana
Telo volana taorian’ny famonjàna, Li Tiantian, mpahay lalàna Sinoa dia nanoritsoritra tao amin’ny Twitter ny momba ireo mpanadihady azy nampiasa ny antsipirihan’ny tsiambaratelom-piainany mba hanaovana herisetra taminy. Volana vitsivitsy lasa izay, anjatony mahery ny mpahay lalàna momba ny zon’olombelona an-jatony, mafàna fo, mpanoratra ary mpanakanto no voasambotra na nenjehin’ny lalàna...
Brezila: Saripika avy amin'ny kiendiendim-panoheran'ny “Olona Samihafa”
Tsy fantatra tsara aloha raha ho tontosa ihany na tsia ny fananganana ny garan'ny lalamby ambanin'ny tany ao Higienópolis na tsia taorian'ny fihetsiketsehana kiendiendy na tsia, fa niteraka famoronan-javatra isan-karazany tamin'ny mpisera aterineto izany. Jereo ao amin'ity lahatsoratra ity ny sary sy lahatsary tsara indrindra notsongaina avy amin'ilay kiendiendy goavana.
Teknolojia ho amin'ny fangaraharana: Tatitra farany
Faly ny Tambajotran'ny teknolojian'ny fangaraharana fa mivoaka izao ny tatitra farany , Sarintanin'izao tontolo izao momba ny fampiasana ny teknolojian'ny fangaraharana sy ny asa madio. Vao navoakan'ny Transparency and Accountability Initiative (@TAInitiative) miaraka amin'ny tatitra am-polony hafa momba ny hetsika fampangaraharana asa manerana izao tontolo izao izy io. Mifototra amin'ny...
Ekoatora: Fandalinan'ny Vahoaka Ny Vokatry ny Fitsapan-kevibahoaka
Ny vokatry ny fitsapan-kevibahoaka tao Ekoatora farany teo, izay ankoatry ny zavatra hafa rehetra ka nanome fahefana bebe kokoa ny Filoha Rafael Correa manolona ny fitsarana sy ny media, dia niteraka fifanakalozan-dresaka mikasika ny fampielezan-kevitra sy ny fifidianana ary nitondra fampisaintsainana teo amin'ny sehatra rehetra misy ao anatin'ny fiarahamonina Ekoatoriana...
Koety: Mifamely totohondry ny mpikambana Antenimiera!
Nisy niady ny parlemantera Koesiana nandritra ny fotoana niresahana momba ireo gadra Koesiana voatazona any Guantanamo. Niteraka resabe teo amin'ny mpisera moa ity rombo ity.
Koety: Ny bilaogera manoloana ny fanendrena ny governemanta fahafito nataon'ny PM
Bilaogera Koesiana nanohy niadi-hevitra ny fomba hiasan'ny governemanta amin'ity herinandro ity, taorian'ny fananganana governemanta vaovao nataon'ny Praiminisitra Sheikh Nasser Al-Mohammed Al-Sabah. Tamin'ny lahatsoratra teo aloha no efa nanoratako ny fanendrena indray ny Praiminisitra na dia teo aza ny fanontaniana efa nataon'ny Antenimiera, manoloana ny fiovaovan'ny governemantany. Andro vitsivitsy lasa, nanao ny...
Oganda: Vondrom-Behivavy, Mpisolovava Manatevin-Daharana ny Hetsi-Panoherana “Walk to Work” Mandeha an-Tongotra Miasa
Raha miditra amin'ny volana faharoa ankehitrny ireo hetsiky ny mpanohitra, nanatevin-daharana an'ilay vondrona mpanohitra nanainga ny hetsika ireo fikambanam-behivavy sy mpisolovava izay tezitra, tsy noho ny resaka vidin-kanina sy solika lafo ihany, fa koa noho ny valin-kafatra an-kerisetra ataon'ny governemanta ho setrin'ilay hetsika.
Tontolo Arabo: Handray an'i Maraoka sy Jordania Ny Vondron'ny Fitondram-panjaka Arabo
Tamin'ny voalohany nihevitra ny tsirairay fa vazivazy na tsahotsaho ihany ny tao amin'ny Twitter. Taty aoriana, fantatr'ireo mpiserasera fa zavamisy marina tokoa fa tsy tsaho na vazivazy ka nampitokelaka ireo mpisiokantsera ny fahafantarana fa horaisina tsara sy hiadian-kevitra ny fangatahan'i Maraoka ho mpikambana ao amin'ny Vaomieran'ny Fiaraha-miasa ao amin'ny Helodrano (CCG)....
Okraina: Mpanao politika mpisera ao amin'ny Facebook sy Twitter
Mihoatra ny iray tapitrisa izao ny vahoaka Okrainianina mampiasa [uk] Facebook ary mihoatra ny 80,000 ireo mpampiasa [en] Twitter, mihamaro dia maro ireo mpanao politika Okrainiana no misafidy ny hiditra mpikambana amin'ireo tambazotran-tserasera ireo. I Tetyana Bohdanova dia nanome lanja ny fikarohana sasany izay nataon'ny tompon'andraikitra Okrainiana eo amin'ny resaka...
Gabon: Mety hampikorontana ny fanesorana ny zon'ny depiote tsy ho azo samborina
Misoko mangina ny krizy ara-politika sy ara-tsosialy any Repoblika anivon'i Afrika Gabon nanomboka ny 26 janoary 2011. André Mba Obame, filohan'ny antoko mpanohitra “Union Nationale” izay efa voarara, no nanao ny fianianany fa izy no filohan'ny firenena, nanamafy hatrany izy fa izy no mpandresy tamin'ny fifidianana tamin'ny volana jona 2009 saingy...
Mpiserasera Facebook?
Araho Twitter
Hevitra farany
Taorian'ny Nilazan'Ilay Ministra Indiana Hoe 'Indraindray Tsara Ny Fanolanana', Mijoro...
LALANA IZANY
Hong Kong: 'Raha Afaka Mampirafy Ny Lehilahy? Nahoana Kosa Ny...
ny fampirafesana dia fomba mamohehatra hitovizan'ny olona sy ny biby ary ny lehilahy no mpanao...
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...