Ary avy eo tsy nisy — ny fomba nanjavonan'ireo antoko politika ao AzerbaijanAntoko politika 29 no noravainaMpanoratra Arzu GeybullayevaNandika Harentsoa Tsiky Rakotoson22 Jolay 2023
Nanala rakotra ny tanànany “smart” voalohany, avy amin'ny anaran'ny filohany teo aloha, i TurkmenistanAmina miliara dolara no lany ao anaty fahasahiranana ara-toekarenaMpanoratra Nurbek BekmurzaevNandika Andriamifidisoa Zo21 Jolay 2023
#FeomPanovana: Miray hina ny mponina hanoherana ny tambajotran-jiolahy ao Guerrero, MeksikaNametraka ny fitaovam-piadiana ny Pueblos Unidos ka nanoka-tena hiampanga ny herisetra ao amin'ny media sosialyMpanoratra Global Voices América LatinaNandika Global Voices Latin America, Raveloaritiana Mamisoa, Andriamifidisoa Zo13 Jolay 2023
Aiza i Wanchelearm Satsakit? Ny fikarohana ilay thailandey mpikatroka nalaina an-keriny tao Kambodza nanaovany sesitanyAmpirisihan'ny mpikatroka ny governemantan'i Thailandy hoavy hamotopototra indray ilay fanjavonanaMpanoratra Mong PalatinoNandika Andriamifidisoa Zo12 Jolay 2023
Manodidina ny 47.000 ireo miaramila Rosiàna maty nandritra ilay fananiham-bohitra nidadasika tao OkrainaNanao fanadihadiana ireo tsy miankina mpampahalala vaovao ao RosiaMpanoratra Daria DergachevaNandika Ornella11 Jolay 2023
Mety hanimba ny asan’ny mpanao gazety ny lalàna vaovao momba ny fampitam-baovao any Papouaise-Nouvelle-GuinéeNilazàna tsy hifandray mivantana amin'ny Praiminisitra ireo mpanao gazety teratany sy vahinyMpanoratra Mong PalatinoNandika Faniry Nicole11 Jolay 2023
Niara-nijoro tamin'ilay vehivavy mpikatroka ny fitsarana avo indrindra ao Kyrgyzstan ka mamela ny fampiasana ny anaran-drenyMampiditra fiovana manan-tantara mankamin'ny fitoviana ny didim-pitsaranaMpanoratra Nurbek BekmurzaevNandika Andriamifidisoa Zo11 Jolay 2023
Lavenona eny an-tampon-kandrina (Fivalozana) : doro ala ao Kazakhstan mampiharihary ny kolikoly mirongatra sy ny fampanantenana poakaty nataon'ny governemantaTsy maika hiatrika izay hamehana mihitsy ny governemanta.Mpanoratra Vlast.kzNandika Sylvia Aimée10 Jolay 2023
D Billions, kalazalahy amin'ny YouTube ao Kyrgyzstan, manomboka ny fitetezam-paritra maneran-tany hanao fampisehoanaHahita mpankafy eran-tany ilay fanondranana ara-javakanto lehibe indrindra avy ao KyrgyzstanMpanoratra Nurbek BekmurzaevNandika Ornella10 Jolay 2023
Nandao ny Facebook ny praiminisitra kambodziana taorian'ny fitenenan'ny Filankevitra MpanaramasoNobaikoan'ny governemanta ny solontenan'ny Facebook handao ny firenenaMpanoratra Mong PalatinoNandika Andriamifidisoa Zo04 Jolay 2023