Mivondrona ho fanohanana an'i Okraina ny Zeorziana raha sahirana hamaly ny solombavambahoakaNidina an-dalambe ny vahoaka satria namoaka fanapahan-kevitra ny governemantaMpanoratra OC MediaNandika Harentsoa Tsiky Rakotoson28 Febroary 2022
#helloTürkiye — Andrana farany indrindra nataon'i Tiorkia hanovana ny anaranyNy fitaleavan'ny fifandraisana ao Tiorkia, nanomboka fampielezankevitra vaovao #helloTürkiye.Mpanoratra Arzu GeybullayevaNandika avylavitra28 Febroary 2022
Tsy andrenesana feo momba ny olana ao Okraina i Azerbaijàna, mitsidika an'i Maosko ny Filoha AliyevNy filoha Aliyev sy Putin nanasonia fifanekena fiarahamiasaMpanoratra Arzu GeybullayevaNandika avylavitra25 Febroary 2022
Any Zeorzia, enim-bolana taorian'ny nahafatesan'ilay mpanao gazety, nilaza ny fisian'ny fatran-java-mahadomelina diso tafahoatra taminy ny manampahefanaTsipahin'ny firaisamonim-pirenena ny fehin-kevitry ny fanjakana sy ny anton’izanyMpanoratra Arzu GeybullayevaNandika Salohy Randriafanomezantsoa24 Febroary 2022
Artista Malayziana miatrika fiantsoan'ny polisy sy fiampangana roa amin'ny famoahana afisy manesoManery hanesorana ny lalàna manameloka ny fahalalaham-pitenenana ny mpandala zon'olombelonaMpanoratra Mong PalatinoNandika Andriamifidisoa Zo21 Febroary 2022
Toherin'ny mpikatroka ao Myanmar ny famarotana ny orinasam-pifandraisandavitra Telenor amin'ny orinasa mifandray akaiky amin'ny miaramilaMety ho azon'ny manampahefana miaramila ny fehezan-drakitry ny mpanjifan'i TelenorMpanoratra Mong PalatinoNandika Andriamifidisoa Zo20 Febroary 2022
Tsy hahavaha olana amin'ny fitsinjaran-karena ao Kazakhstan ny fanekena hijery ambany (hitsongoloka) indrayFialana bala fotsiny ny Tahirim-bola vaovaon'i Kazakhstan ho an'ny VahoakaMpanoratra Paolo SorbelloNandika Raveloaritiana Mamisoa07 Febroary 2022
Voasakana tsy hiditra tao Mozambika ny teratany Nizeriana iray, namelona indray ny adihevitra momba ny fivezivezena aty AfrikaNiteraka fiampangana fanavakavaham-bolon-koditra ny fameram-pivezivezena aty AfrikaMpanoratra Global Voices LusofoniaNandika Giovana Fleck, Salohy Randriafanomezantsoa05 Febroary 2022
Nataon'ny praiminisitra Zeorziana fanomezana ho an'ny vadiny ny ampahany tamin'ny alan'ny fanjakanaNomen’ny sampan-draharaham-panjakana misahana ny rejisi-panjakana hofain’ny vadin’ny PM ny 5.958 metatra toradroa.Mpanoratra OC MediaNandika Liva Andriamanantena04 Febroary 2022
Namoaka pasipaoro vaovao ahitana ireo malazan'ny tantara an-tsary ao aminy i BelzikaMampisongadina an'i Tintin, Natacha, Marsupilami, Smurfs, Lucky Luke, Spirou ary maroMpanoratra Metamorphosis FoundationNandika Andriamifidisoa Zo02 Febroary 2022