Tantara mikasika ny Fitantanam-pitondrana tamin'ny Jolay, 2017
Blogestan Iraniana Miresaka Ny Fahafatesan'i Saddam Hussein
Bilaogera Iraniana maromaro no niresaka ny fahafatesan'i Saddam Hussein ary nampahatsiahy ny ady Iran-Iraka
Tran Thị Nga, Mpikatroka Vietnamiana Voasazy 9 Taona An-tranomaizina Noho Ny Fanaovana ‘Fampielezan-kevitra’
Nga, 40 taona , fantatra ihany koa amin'ny anarana maha-mpanoratra hoe "Thúy Nga," dia mpanandra-teny fanta-daza miaro ny mpifindra monina sy ho an'ny zon'ny fananan-tany.
Baomba Tao Bangkok
Tsy tsara ny fanombohan'ny taombaovao tao Bangkok satria nisy ny andiana daroka baomba tao an-tanàna izay namoizana olona roa sy maratra maromaro.
Zava-doza Tao Chittagong : Tondra-drano Nitondra Faharavàna Tao An-tanàndehibe
"Niharatsy androany ny tondra-drano tao Agrabad, Chittagong . Toa tsy misy miraharaha. Ho vonjen'Andriamanitra ny olona rehetra."
Manohana An'ny Nichane Ny Blogoma Raha Tsy Miraharaha Kosa Ny Media Lehibe Maraokana
Mitohy mihamafy hatrany ny adihevitra momba ny Nichane. Ankehitriny, araka ny filazan'i Farid, mitohy hatrany ao amin'ny aterineto izany satria ny bilaogy Maraokana ihany no tsy voakasiky ny fanohanan'ny Media Lehibe.
Shily: Faritra Roa Vaovao
Nankatoa faritra roa ao Shily ny kaongresy Shiliana. Ankehitriny, manana faritra 12 sy ny renivohitra Santiago i Shily.
Iran : Fiakaran'ny vidim-piainana sy ny Voatabia
Matetika lavin'ny fitondrana ny fiakaran'ny vidim-piainana, ary manome antoka mihitsy aza izy ireo fa zavatra foronon'ny vahiny sy ny haino aman-jery izany. Saingy nandritra ny volana vitsy lasa, haingana sy goavana loatra tsy mbola nisy tahaka izany tao Iran ny fiakaran'ny vidim-piainana.
Okraina, Rosia: Personae Non Gratae
Tamin'ny 12 Mey, nambara fa persona non grata (tsy ankasitrahana) ao Okraina ny ben'ny tanànan'i Moskoa Yuri Luzhkov, noho ny fangatahany tamin'i Rosia mba haka ny Sevastopol, Seranan-tsambo ao amin'ny Ranomasina Mainty Okrainiana.
Santiago, Shilia: Rafitra Vaovao ho Fitateram-bahoaka
[...] hanomana hetsi-panoherana (ES) ny "Komitin'ny Mpampiasa Transantiago". Ireo olona izay ao anatin'ity komity ity dia ireo izay zatra mihira, mivarotra zavatra any anatin'ny fiara fitateram-bahoaka [...]
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...