· Aogositra, 2008

Tantara mikasika ny Fitantanam-pitondrana tamin'ny Aogositra, 2008

Shina : Fanovana ny toetr'andro

  26 Aogositra 2008

Nampiasa orana vitan'olombelona ny governemanta ao Beijing tamin'ny lalao olympika mba hahatsara ny andro tamin'ny lanonam-panokafana sy famaranana ny lalao. Tokony nilaza mialoha tamin'ny mponina ny governemanta, hoy i Lui...

Ejypta : Taorian'ny afo tao amin'ny antenimiera

  21 Aogositra 2008

Mampihomehy sady mahavery hevitra ny fahitan'ny mponina ny nandevonan'ny afo ny trano tao amin'ny antenimiera androany. Tsy mampino, fa tena misy mihitsy nefa ireo faly noho ny nandevonan'ny afo ilay...

Ejypta : Nirehitra ny tranon'ny antenimiera

  21 Aogositra 2008

Hatairana ny an'ireo mpitoraka blaogy avy ao Ejypta noho ny firehetan‘ny tranon'ny antenimiera any an-toerana androany maraina. Na dia mbola eo ampiandrasana ny filazana izay antony nampirehitra ity tranobe nahorina...

Osetia Atsimo:Naka tàhaka an'i Kosovo ve?

  15 Aogositra 2008

Raha nanambara samirery ny fizakan-tenany i Kosovotamin’ny 17 febroary 2008, dia nizarazara be ihany ireo fiorenena maro manerantany ny amin’ny maha-aradrariny na tsia iny fihetsika iny Amin’izao fotoana izao, 45...

Iran: Mpianatra mpitolona navoaka ny fonja

  14 Aogositra 2008

Varesh, mpamaham-bolongana Iraniana, no nilaza[Fa] fa mpianatra telo mpitolona antsoina hoe, Ghasaban, Tavakoli ary Mansouri, no navoaka ny fonja rehefa notazonina amponja nandritra ny 15 volana.

Libanona: Doro ala sy fiakaran'ny maripàna

  11 Aogositra 2008

Efa an-taonany maro izao no ahitana doro ala isaky ny lohataona amin’ireo hany sisa mba faritra voajanahary Libaney. Ary isan-taona, lalaovina hatrany ny fifanilihana: ireo antoko sy mpanao pôlitika dia...