Tantara mikasika ny Fitantanam-pitondrana tamin'ny Desambra, 2007
Fifidianana Madagasikara : Fampitandremana ho an’ny fitondrana ?
(saripikan'i Harinjaka) Tamin’ny valim-pifidianana monisipaly notontosaina tamin’ny herinandro lasa teo ho an’Antananarivo, renivohitry Madagasikara, resin’ny kandida mahaleo tena Andry (Nirina) Rajoelina ny avy amin’ny antokon’ny filoham-pirenena Hery Rafalimanana, amin’izao fivadihan-javatra...
Tantara Sovietika : Ny hetsiky ny mpianatra Afrikana tamin'ny taona 1963
Ny blaogy De Rebus Antiquis Et Novis izay miblaogy momba ny vaovao sy tantara mikasika an'i Rosia, dia mampahatsiahy mikasika ny hetsika vitsy mpahalala izay nataon'ny mpianatra Afrikana tamin'ny taona 1963 teo...
Iran: Mpianatra telo noafahan'ny fitsarana madiodio
Raha inoana ny voalazan'i Daneshjoo blog[Farsi], dia noheverin'ny fitsarana iraniana fa tsy meloka ny mpianatra telo izay efa any amponja manana ireto fanampian'anarana manaraka iretoTavakoli,Ghasaban ary Mansouri. Efa voafonja nandritra ny...
Iran : “Cyber” 24 nakatona, olona 23 notanan'ny Pôlisy
Araky ny fanambarana napariaky ny vohikalan'ny fikambanana Reporters sans frontières [rsf.org | Reporters Without Borders] : « Reporters sans frontières condamne la décision de la police de Téhéran de fermer...
Borkina Fasô : Inona no fototry ny fitantanana tsy madio ?
Ny blaogy Babilown dia mizara lahantsary ahitana mpitantana ONG iray any Oagadogo manazava ny fitantanana tsy madio [corruption] any Borkina Fasô sy ny fotony [causes], ny hafa indray mitantara izay toe-draharaha...
Pôlôna : Vazivazy mikasika Pôlisy
Ny blaogy The beatroot dia mizara ireo vazivazy ankafiziny mikasika ny Pôlisy Poloney : « A tourist in Warsaw asks a man in uniform : “Are you a policeman?” “No, I...
Timôr Atsinanana : Ny tanàna faran'izay maloto indrindra
Ny blaogy Timor Online dia mitsikera ny fanambaràn'ny filoham-pirenena Jose Ramos-Horta izay mihevitra fa ny renivohitry Timôr Atsinanana no tanàna faran'izay maloto indrindra eran-tany : « Ramos-Horta esquece-se que é à Administração do Distrito...
Iran : “Nahoana no tsy Yahoo no toerana tandrify ?”
Ny mpiblaogy Kourosh Ziabari izay monina any Iran dia manohy ny tolona ataony mba hamerenan'ny vohikala Yahoo mail an'i Iran anivon'ireo firenena azo isafidianana [Farsi], dia nametraka ary ny tetikasa...
Puerto Rico : Zavatra sivy ilaina
Ny mpiblaogy Gil the Genius monina any Puerto Rico dia manolotra lisitra zavatra sivy izay heveriny ho ilain'ny Puerto Rico : « Need the First: A mass transition from “politics...