Tantara mikasika ny Fitantanam-pitondrana tamin'ny Oktobra, 2008
24 Oktobra 2008
Afganistana:Fandriampahalemana …
Na dia voizina mafy indray aza amin’izao fotoana ny momba an’i Afganistana amin’ny fampahalalam-baovao any Etazonia, dia isan’izay raharaha goavana saro-bahàna ho an’ny firenena izy ity. Na tsy hiresaka izay hitan’i Azar Balkhi ho fahalemen’ny ‘Vondrona miara-dia’ mba hifehy ny fifanenjehana ara-poko ka niantsoany fanafihana an’habakabaka aza. Resaka tsy azo...
23 Oktobra 2008
16 Oktobra 2008
Brezila: nigadra fa naneho hevitra tamin'ny blaogy (bolongana)
Manamboninahitra ambony ao amin’ny polisy no olona voalohany nampidirina am-ponja noho ny fanehoan-kevitra tamin’ny bolongana tany Brezila. Indreto ary torotoro ravina teo amin’ny tontolom-bolongan’ny polisy avy amin’izany fisehoan-javatra izany. Tsy atao mahagaga loatra, noho ny torolalana amin’ny fampianarana mamahana bolongana sy maneho hevitra (miafina sy tsy fantatra toerana ipetrahana), raha...
15 Oktobra 2008
Iran: fitokonana noho ny hetram-barotra vaovao
Nitokona ho fanoherana ny hetra momba ny varotra 3% vaovao – na fanampin-tsandan-ketra nandritra ny roa volana ny mpivarotra any amin'ny Bazariben'i Teheran, sy ireo any amin'ny bazarin'ny tanàna lehibe Iraniana tahaka an'i Tabriz, Isfahan ary Mashad. Nahanton'ny fitondrana moa ny fampiharana ilay lalàna, ary manondro ny mpitatitra sasany fa...
06 Oktobra 2008
Japana: Fijery momba ny olan'ny Wall street
Niteraka sahoan-dresaka maro dia maro tany amin'ny tontolom-bolongana japoney noho ny fifandraisana akaiky misy eo amin'ny firenena sy ampita atsinanan'ny ranomasina misy azy ny olan'ny fihitsanam-bidy, ny fanentsenana ny fatiantoka ary ny fividianana taratasim-bola mifanaretsaka any amin'ny bankim-pandraharahana ao amin'ny Wall Street, izay mandrahona hiteraka fitotongan'ny toe-karena amerikana mety hipaka...
04 Oktobra 2008
Kôlômbia: Diam-pahafahana manerantany
Taorian'ny fanavotana ireo olona be mpahalala 15 azo takalon'aina teo ampelatanan'i FARC tamin'ny 2 jolay, dia nanapa-kevitra indray ny fikambanana izay efa nanao diabe nanoherana ny Vondrotafika revolisionera Kolombiana(FARC) tamin'ny 14 feboroary fa tokony hisy indray izany ny 20 jolay, androm-pahaleovantena nisitahana tamin'i Esipaina. Ny lahatsary sy ny sary no...
02 Oktobra 2008
Iran : Ny talenta manokana mba “tsy hifandraisan-tànana” amin'ireo vehivavy
Faryadbiseda mpiblaogy Iraniana no nanapariaka sary maromaro ahitana ny fihaonan'ny filoham-pirenena Iraniana Mahmoud Ahmadinejad sy vehivavy mpamangy. Mandà ny handray ny tànan'ireo vehivavy mamangy azy ireo ny filoha Iraniana rehefa mifampiarahaba. Satria toa hoe raràn'ny foto-pinoany ivavahany sy ireo Iraniana maro ny hifandray tànana amin'ny vehivavy.
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...
Miarahaba an'i jentilisa. Ity no hasiako fanamarihana manokana "Tsy maintsy mahay manoratra amin'ny teny Frantsay ianao...