Tantara mikasika ny Fitantanam-pitondrana tamin'ny Novambra, 2021
Patrice Motsepe, mpanapitrisa sady mpirotsaka notohanan'ny FIFA, no lasa filohan'ny baolina kitra afrikàna
Nisintaka ireo Senegaly, Ivoariàna, Maoritaniàna mba hanomezana tombon-dahiny an'i M. Motsepe sy hahazoana toerana ao amin'ny CAF
Manavotra aina ny sarontava, saingy lasa olana goavana ihany koa
Nampitombo be tsy nisy toy izany ny habetsahan'ireo fako plastika ny fisian'ilay valanaretina ary, ao Nepal, ny ankabeazan'ireny fako ireny dia tsy navahana na nolevonina araka ny tokony ho izy.
Any Georgia, nandresy tamin'ny fifidianana fihodinana faharoa ny antoko Dream Party
Tao anatin'ny krizy ara-politika naharitra nanomboka hatramin'ny volana Oktobra 2020 no nanaovana ny fifidianana teo an-toerana, rehefa nanohitra ny fandresen'ny antokon'ny fitondrana Georgian Dream tamin'ny fifidianana parlemantera ireo vondrona mpanohitra.
Mitohy ny fisamborana ireo Shiita any Azerbaijan
Rustamov no olo-malaza Shiita farany nokendren'ny manampahefana tamin'ny fisamborana miharihary ireo olo-malaza Shiita ao amin'ny firenena.
Mpiara-miasa amin'ny fanavaozana ve ny Vondrona Eoropeana sy i Armenia?
Mampiseho ny fifandraisana lalina eo amin'i Yerevan sy i Bruxelles ny fampanantenan'ny Vondrona Eoropeana vao haingana momba ny fampiasam-bola mitentina miliara euros any Armenia ary nanavao ny fahatokisan'ny Vondrona Eoropeana ny lova navelan'ny revolisiona Armeniana 2018.
Fantaro ireo tanoran'ny Nosy Pasifika mitolona hisian'ny hetsika amin'ny toetrandro ao amin'ny COP26
"Olombelona mahari-pery izahay, saingy ekenay ny filàn'ny firenenkafa manangana ny faharetany tahaka ny hoe mila miady vintana isika!"
Ao Georgia, mifamory ny mpanao fihetsiketsehana ho fanohanana ny filoha teo aloha nogadraina
Ao Georgia, akaikin'ny mpanohitra anjatony no nifamory tamin'ny 6 novambra, miantso ny hamotsorana eo noho eo avy any am-ponja ny filoha telo aloha Mikheil Saakashvilli.
Torkia: tatitra vaovao manasongadina ny fihitaran'ny sivana anjotra
Manazava ny ny tati-baovao fa hisy "voka-dratsy mangidy sy manimba" amin'ny fahalalaham-pitenenana ao Torkia ireo andianà fanitsiana natao tamin'ny lalàna Tiorka laharana 5651.
Takian'ny Thailandey mpanao fihetsiketsehana ny anafoanana ny lalànan'ny fanivaivana mpanjaka
"Mihevitra izahay fa tsaratsara kokoa ny miaina ao amin'ny fiarahamonina tsy anagadrana olona noho ny fanehoan-keviny ara-politika, mitady fiarahamonina tsara kokoa..."
Manam-pahaizana ara-pambolena voaroaka noho ny fanehoana ahiahy amin'ny fandraràna ny fambolena ara-simika ao Sri Lanka
Mety ho iray amin'ireo antony maro mahatonga ny krizy ara-tsakafo SriLankey ny fiovana tampoka ho amin'ny fambolena organika feno izay niantraika tamin'ny fisian'ny sakafo ilaina eny an-tsena.