· Febroary, 2008

Tantara mikasika ny Fitantanam-pitondrana tamin'ny Febroary, 2008

Mozambika : Fanampim-baovao mikasika ny fakana an-keriny olo-maro

  01 Febroary 2008

Moçambique para Todos [Mozambika hoan'ny rehetra] no manoina ny vaovao izay napariaky i Ivone Soares [tamin'ny 29 Janoary 2008], izay nakana an-keriny olo-maro tany amin'ny faritry Mocímboa da Praia. : Tudo muito estranho e quase de filme! Será que os media darão eco da conferência de imprensa? Já li cerca...

Goatemala : Bokina minisitry ny fampianarana teo aloha

  01 Febroary 2008

Ronald Flores no mijery todika ny boky vaovao nosoratan’i María del Carmen Aceña mitondra ny lohateny hoe “Ahoana rehefa Minisitry ny fampianarana eto Goatemala, mampihatra ny fanavaozana ary tsy rendrika am-panatanterahana: Boky fampiasan-tena.” Manoro hevitra ny mpamaky i Flores hividy ity boky “tena ilaina” ahitana ny haizatran’i Aceña tao amin'ny governemanta...