Tantara mikasika ny Fitantanam-pitondrana tamin'ny Avrily, 2023
Loza tsy hita maso : Mamely ny vehivavy Yemenita ny vanja milevina
Ny olan'ny vanja milevina,, mampitombo ny olana amin'ny maha-olona efa misy, miteraka fahafatesana sy fahasembanana mampihoron-koditra, indrindra fa amin'ireo vehivavy sy ankizy, manasongadina ny filàna fijerena azy maika.
Nohadihadian'ny polisy Maleziana momba ny afisy manohana ny LGBTQ+ ireo mpikarakara ny diaben'ny vehivavy
"Tao anatin'ny telo taona farany, nisy ny tsy fahampian'ny hetsika nataon'ny governemantantsika mba hiarovana sy hitandroana ny zon'ny vehivavy sy ireo lahy sy vavy voahilikilika."
Mitokona manohitra ny fampitsaharana kasain’ny governemanta atao ireo Filipiana mpamily jeepney
An'ny vahoaka koa ny tolona ataon’ny mpamily sy ny mpandraharaha. Tsy hanana jeepney hampiasaina ny mpamily. Olona an-tapitrisa no tsy maintsy hiaritra ny tsy fisian’ny fitaterana amin’ny sarany taka-bidy.