Tantara mikasika ny Fitantanam-pitondrana tamin'ny Novambra, 2007
Malezia: mitaky fitovian-jo ny Maleziana karana
Nisedra fitohanan’ny fiarakodia, fanapahan-dalana ary fikatonan’ny gara ny Mpitolon’ny karana Maleziana raha hamonjy ny alahadin’ny fitovian-jo tany Kuala Lumpur any Malaysia. Nakaton’ny polisy ny lalana sy ny garan-dalamby roa manakaiky ny Vaomiera ambony Britanika na British High Commission hiomanany amin’ny filaharan’ny Hindu Rights Action Force (HINDRAF). Nampiasa baomba mandatsa-dranomaso sy...
Benin : Nesorina ny elo fiarovana ara-pitsarana ny mpisolovavam-bahoaka roa
Ny blaogy Afriksenatorium dia mitatitra ny fanesorana ny elo fiarovana ara-pitsarana amin'ny maha olom-boafidy nahazo ireto mpisolovavam-bahoaka roa izay voarohirohy amin'ny raharaha fanodikodinam-bola mikasika orinasam-panjakana any Benin : « Des cas de malversations de l'ordre de 80 milliards à la tête de sociétés d'Etat, notamment la Société Béninoise d'Energie Electrique...
Tantara Sovietika: Richard Sorge
Ny daty nanamarika ny andron’ny 7 novambra iray no notantarain’ny tao amin’ny ExecutedToday.com [Novonoina (ny datin’ny) androany] ka i Richard Sorge izay mpitsikilo “ nahombiazana tamin’ny fahafahany nanori-ponenana, amin’ny mahavahiny azy tao Japana mpankahala olona ivelan’ny fireneny tanteraka tamin’izany fotoana izany, Mpitsikilo tafakatra sy tafiditra tany amin’ny sehatra avon’ny fitondrana...
Rosia: Revolisiona sy Firaisampirenena
Ankalazaina amin’ity taona ity ny faha-90 taonan’ny Revolisiona 7 novambra 1917 tanyRosia. Sean's Russia Blog [bolongan’i Rosian’i Sean] no nanoratra ireo zavanitranga nahatonga nyBoltshevika hiroborobo sady nofarifaritany ihany koa fa “azony tamin’ny fomba demokratika ny fahefana”; nosoratany ihany koa ny fandisoan-tantara ataon’ny mpanohitra Rosiana. Moscow Through Brown Eyes [ Moskoa...
Hetsika manokana ataon'ny Global Voices hitaterana ny toe-draharaha any Pakistana
Ho fanazavana ny toe-draharaha manokana izay mitranga any Pakistana tamin'ny 3 Novambra 2007, dia namorona pejy manokana izahay ahafahana manaraka izay vaovao rehetra taterinay momba ny fivoatry ny raharaha any an-toerana miampy fanampim-baovao matetika avy amin'ireo blaogy miteny Anglisy sy fampahalalam-baovao. Aza misalasala manopi-maso ny Pejy natokana hitaterana ny toe-draharaha...
Barbàda : Kojakoja andavan'andro
Ny blaogy Notes From The Margin dia mizara ny fijeriny momba ny fomba fitantanan'ny governemanta ireo tranom-panjakana ary mampiseho izay mety ho fiantraikan'izany amin'ny fidangan'ny fiakaran'ny trosam-pirenen'i Barbàda : « Government is very good on building new buildings but is terrible on maintaining the buildings once they are built »...
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...