Tantara mikasika ny Fitantanam-pitondrana tamin'ny Avrily, 2009
Chine: aretin-tsaina manoloana ny toetry ny Sinoa
Mpikaroka ao amin'ny sampam-pitsaboana mifandraika amin'ny lalàna avy ao amin'ny anjerimanontolon'i Pékin antsoina hoe Sun Dongdong no nilaza tao amin'ny China News Weekly ny 23 martsa lasa teo fa 99%...
Martinique: mankalaza an'i Aimé Césaire
Il y a un an disparaissait le Nègre fondamental, laissant le pays et son peuple orphelins et livrés à leurs propres choix. Herintaona lasa izay no nandaozan'ilay “fototra mainty hoditra”,...
D.R.kongo: Fahatezerana amin'ny fanadihadian’I Kabila ao amin’ny New York Times
Nandefa tsikera ho an'ny filoha Kongoley Joseph Kabila tamin'ny fanadihadiana azy tao amin'ny New York Times ny tontolon'ny blaogy Kongoley . tao anatin'izany i Kabila dia niresaka momba an'ny Rwanda,...
Madagasikara: manahy ny hiverenan'ny korontana ny mponina taorian'ny fialan'ny filoham-pirenena
Ankehitriny dia ny anankiray izany (Rajoelina). Tonga eo amin'ny fiafarany ny fifandrohitana fahefana teto Madagasikara hatramin'ny volana janoary no mankaty. Omaly alarobia mantsy, taorian'ny fanandramana nataon'ireo mpanara-dia an'i Andry Rajoelina...
Ireo antony sy ny vokatry ny fanonganam-panjakana taty Madagasikara
Taorian'ny famindram-pahefana natao ny 17 martsa taty Madagasikara dia nihamafy hatrany ny korontana tao amin'ity nosy ity. 15 000 no isan'ny olona tsy nanaiky iny fanonganam-panjakana iny no nanamarika efa...
RDC: Mandroba tranon'olona ireo miaramila tsy mandray karama
Ny herinandro lasa teo dia nolazain'ny fampielezam-peo Radio Okapi fa mpikambana ao amin'ny FRADC, miaramila any Repoblika Demôkratika Kongo, no nandroba trano maro tany Kirumba, 200km any avaratry Goma. Ireo...