· Septambra, 2017

Tantara mikasika ny Fitantanam-pitondrana tamin'ny Septambra, 2017

Trinite Sy Tobago: “Mijoroa. . Ho An'ny Zavatra Iray”

Mihevitra aho fa nety tsara tamin'ny fotoana nanolorana azy ity lahatsary novolavolain'ilay mpanakanton'ny fampitam-baovao Trinidadiana Elspeth Duncan ity tamin'ny andro nanambarana ny tetibolam-panjakana taona 2007 an'i Trinite sy Tobago izay mety ahitana  ny sosokevitra   rehetra momba ny fanovana ny fiainana araka ny resaky ny olona eny an-dalambe. 

23 Septambra 2017

Ny Herinandro Tao Bahrain (03/12/06)

(Fanamarihana: lahatsoratra nivoaka tamin'ny Desambra 2006) Vao avy nahavitra indrindra ny fihodinana tamin'io fifidianana roa, Parlemantera sy Monisipaly, nataony i Bahrain, izay nahitàna parlemanta islamista tohanan'ny governemantan'ny maro an'isa. Ho...

22 Septambra 2017