· Avrily, 2008

Tantara mikasika ny Fitantanam-pitondrana tamin'ny Avrily, 2008

Laos : Iva ny taham-piadanana

  30 Avrily 2008

Apocalypse Lao no manamarika fa eo amin'ny saritanin'ny taham-piadanana hoan'izao tontolo izao dia iva ny taham-piadanana tandrify an'i Laos : Lao people are usually very friendly and hospitable. You see...

Angôla : Lalàna mikasika ny fitaovam-piadiana

  28 Avrily 2008

Cazimar no manapariaka ao amin'ny blaogy África Minha [Ny Afrikako] mikasika ny vaovao izay manambara fa nahazo alàlana ny hiantsona any Luanda mba hametraka “entana” hoan’ Angôla ny sambo Shinoa...

Egypta:Ny tantaran'i Sounilla

  14 Avrily 2008

Zava-bitika ihany no mba hain’i Sounilla, mpianatra Amerikanina, hoe anaty inona ary izy izany no mizotra raha nahita mpianatra roa avy amin’ny anjerimanontolo misy azy nijoro teo afovoan’ny Cairo Square...

Iran: tsy handalo any Iran ny afo olaimpika

  13 Avrily 2008

Nanoratra Razeno [Fa] fa raha hitety firenena maro ny afo olaimpika dia anaty lisitra kosa ny handalovany any Iran. Nampian'ny mpamaham-bolongana moa fa mandalo ao Pakistan izay itrangana herisetra maro...