Tantara tamin'ny Mey, 2023
Nahoana no zava-dehibe ny fifidianana ao Paragoay
Nahoana ny fifidianana any '-guay' (tsy ao anatiny i Orogoay) no zava-dehibe any Amerika Latina sy any ivelany.
Herman Dekeŭnink nandika ny tantara noforonina “Perception de Delvaux” ho amin'ny fiteny Esperanto sy Japoney
Nadikan'i Dekeŭninkho amin'ny fiteny esperanto ny asa ary eo avy amin'ny fiteny esperanto ho amin'ny fiteny Japoney
Jamaikàna mpanoratra malaza i Kwame McPherson nahazo ny loka 2023 isam-paritra ho an'ny Tantara Fohy anivon'ny Commonealth tao Karaiba
Noharahabain'ireo mpitsara ny fandrotsahan'i McPherson ny 'Ocoeee,' ho toy ny tsangambaton'ny toetra miaritry ny fanahin'olombelona"
Kamerona : Fahalalahana voageja
Arangarangan'ny fanjakana ny anjara andraikiny fahagola maha-mpiambina ny filaminam-bahoaka sy ny fandriampahalemana azy, saingy ataony tsinontsinona ny fahalalahana maneho hevitra
Tatitra Unfreedom Monitor: Kamerona
Efa vita anaty tatitra iray ankehitriny ny fikarohan'ny Advox momba ny tsirefesimandidy ankihy ao Kamerona. Vakio ny tsonga ary trohy ny pdf feno amin'izany.
Tsy misy olona adino: Mampiroborobo ny fiteny indizeny ao Ghana
Fantaro ny ezaka ataon'i Mohammed Kamal-Deen Fuseini, mpikatroka fiteny nomerika manolo-tena amin'ny fampiroboroboana ny fiteny indizeny ao Ghana. Amin'ny alàlan'ny tetikasa Wikimedia, izy no tompon-daka amin'ny fahitana ny fiteny Gurene amin'ny sehatra nomerika.
‘Nomenareo elatra aho’: Nisaotra ny mpankafy azy ilay Moldaviana tafakatra lalao famaranana tamin'ny Eurovision
Niaraka tamin'ilay mpihira avy ao Moldavia ity ny mpitendry mozika avy amin'ny firenena sivy hafa voafantina ho an'ny Famaranana Goavana: Kroasia, Soisa, Failandy, Tseky, Israely, Portiogaly, Soeda, Serbia ary Norvezy.
Manao vazivazy hahazoana fanohanana amin'ny Instagram ofisialy ny mpandray anjara amin'ny Eurovision ao Moldavia
Pasha Parfeni, mpihira Moldavy izay voafidy nandritra ny fihodinana nasionaly handray anjara amin'ny Eurovision amin'ity taona ity, namoaka ny sarin'ny fiarany izay tiany ho amidy.
Tatitra Unfreedom Monitor: Hong Kong
Efa amin'ny tatitra izao ny fikarohan'ny Advox momba ny fitondrana tsirefesimandidy nomerika ao Hong Kong. Vakio ny ampahany ary trohy ny pdf feno.
Tatitra Unfreedom Monitor: Myanmar
Efa amin'ny tatitra izao ny fikarohana Advox momba ny fitondrana tsirefesimandidy nomerika ao Myanmar. Vakio ny ampahany ary trohy ny pdf feno.