Tantara tamin'ny 08 Avrily 2018
Japana: Manova ny Fankalazàna ny Taombaovao
Fotoampialantsasatra anisan'ny lehibe indrindra ho an'ny ankamaroan'ny mponina ao Japana ny Taombaovao, mitondra lanja miavaka izay rehetra miseho ny "voalohan'ny taona": ny andro voalohan'ny taona, ny fiposahan'ny masoandro voalohany, ny nofinofy voalohany, ny varotra voalohany...
Sarimbavy Voalohany Lasa Mpilalao ao Amin'ny Ligy Nasionalin'ny Baolina Lavalava ao Aostralia i Hannah Mouncey.
"Tsy afaka misaotra ny AFL aho tamin'ny famelàna ahy hanao zavatra iray izay misokatra ho an'ny Aostralianina sasany ary izay efa notohanan'ny siansa sy ny fikarohana foana.."
Tajikistan: Parlemanta Manenjika Mpamosavy
Misaotra an'Andriamanitra, mandray fepetra ny sasany nony farany manohitra ny fandraikiraikena ao anatin'ny vanimpotoana moderina misy antsika.
Koety: Tsy Tonga Soa ny Vahiny Haingan-Doatra
Misy lalàm-pifamoivoizana vaovao manipy ireo vahiny manitsakitsaka ny lalàna ivelan'ny firenena, ary nampisahotaka an'i Koety. Raha nisy bilaogera iray nanontany hoe inona ny olona raha efa misy firenena hafa mampihatra lalàna mitovy amin'izany, ny hafa kosa nampandresy lahatra fa henjana loatra ilay fampanginana vaovao.
Qatar: Vondrom-Piarahamonina An-tserasera Tonga Hanampy ny Mpiasa
Nifamory ny mpikamban'ny Qatar Living hanome fanampiana vondrom-piarahamonina ivelan-tserasera iray ahitana mpiasa 600 izay very nandritra ny fahamaizan'ny tobin'ny mpiasa ny fananany iray manontolo, hoy ny nosoratan'i Mohamed Nanabhay, avy ao Doha, Qatar.
Goatemalà: Nahazo Loka Tamin'ny Fetiben'i Havana ny Filma ‘Puro Mula’
Notontosaina tany Guatemala, vao nahazo loka tamin'ny fetiben'ny filma ao Havana ny 'Puro Mula'. Iray amin'ny asa vitan'ny vondrona Best Picture System, izay mampiara-dalana ny artista manerana an'i Amerika Latina, izy io.
Mitohy Ny Olana Momba Ny Fiarovana Lahatahiry ao India Tamin'ny Fivoahan'ny Raharaha Cambridge Analytica

Tonga tao India ny fiantraikan'ireo ampamoaka momba ny fampiasana tahiry nataon'ny Facebook sy Cambridge Analytica, izay ahitana ireo mpanao politika mifampiampanga amin'ny fikirakirana fitaovana mitovy amin'izany mba hanodikodinana ny fifidianana ao an-toerana.