Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

16 Marsa 2018

Tantara tamin'ny 16 Marsa 2018

Gazetibokin'ny Fahasalaman-Dehilahy Ao Kazakhstan Miteny Ratsy Ny Fahasalaman'ny Vehivavy

"Raha misy fanentanana feminista (manindrahindra ny maha-vehivavy), tokony hisy vazivazy momba ny fanentanana feminista, raha tsy zany, fanakavahana ny lehilahy izany."

Pikantsary Ara-Kolontsaina Laharana faha-6 : Voninahitra

NewsFrames

Inona no tonga ao an-tsainao voalohany raha vao maheno ny teny hoe voninahitra? Jery todika amin'ny haino aman-jery amerikana sy pakistaney

Manantena Ireo Artista Roa ao Nepal fa Hankahery ireo Lehilahy Hanaiky ny Fahalemeny ireo Sary Hosodokony Miboridana

“Tsara ny mijoro, afaka mitomany ihany koa ny lehilahy, afaka ho mora tohina ihany koa ny lehilahy."

Nahita Sisintany Vaovao An-tserasera Tamin'ny Alalan'ny Sary-sy-Soratra ny Fiteny Akadiana

Rising Voices

Noho ny asan'ny tetikasa "Langue Acadienne", niroborobo nandritra ny Fanamby Sary sy Soratra amin'ny Tenindrazana ny fiteny Frantsay Akadiana.

‘Aesthetics Japan’ Misioka Ny Hatsaran'i Japana, Manomboka Amin'ny Jiro Mitsitsy Hatramin'ny Tampon-tendrombohitra Be Zavona

Nanomboka tamin'ny fahazazana ny fahalianana: "Natiora sy Maritrano Edo nentim-paharazana no nahasarika ahy. Ary rehefa nihalehibe aho, nahatonga ahy ho tia azy hatrany ny jiro mitsitsy ao Tokyo. "

Netizen Report: Noraràn'i Sri Lanka Ao Anatin'ny Herisetra Ara-pinoana Ny Media Sosialy

GV Mpisolovava

Manome topi-maso iraisam-pirenena momba ny fanamby, fandresena sy ny vaovao malaza momba ny zo aterineto manerantany ny Advox Netizen Report.

Egypta: Mijery Ireo Lohahevitra Nozaraina Tao Amin'ny Twitter (2011)

Nitana andraikitra ara-pitaovana ny Twitter tamin'ny fitazonana izao tontolo izao hanaraka ny fandrosoana farany indrindra tany Egypta, izay nahitàna ny andro fahaefatry ny fihetsiketsehana manohitra ny fitondran'ny filoha Hosni Mubarak nandritra ny 30 taona.

Tanjona Ara-Panoratàna 2018 : Fahafantarana Ny Fomba Fiasàn'ny Media Dizitaly Tantanin'ireo Vazimba Teratany

Rising VoicesBlaogim-Piarahamonina GV

Andao hamantatra bebe kokoa momba ny fomba nanombohana sy nanohizan'ireo media tantanin'ireo vazimba teratany ny fahampafantaràna azy ireo ety anaty aterneto.