Tantara tamin'ny 24 Aogositra 2017
Nanoratra Taratasy Ho An'i Kristy Ireo Bilaogera Iraniana
Toa tahaka ny mahagaga angamba izany, kanefa bilaogera Miozolomana maromaro no nanoratra taratasy ho an'i Jesoa Kristy tao amin'ny bilaoginy izay nitaraina momba ny fanevatevan'ireo Tandrefana ny Miozolomana, ary indrindra indrindra tamin'ny sarimihetsik'ilay solombavambahoaka Holandey Geert Wilders tsy tia Islamo antsoina hoe Fitna.
Fanontaniana Momba Ny Toekarena Armeniana
Anisany iray amin'ireo zahatra fanavotana aina ho an'i Aremia ny diaspora armeniana, vinaniana ho olona 9 tapitrisa miparitaka any Etazonia, Rosia, Eoropa, Azia ary Afovoany Atsinanana.
Izay Tantarain'Ireo Salvadoriana Blaogera Mikasika Ny Fahafatesan'Ilay Vavolombelona
vehivavy iray fatra-mpanetry tena fantatro. Vehivavy iray nandresy tamin'ny alàlan'ny teniny ireo lainga sy karazana herisetra feno habibiana mba hampahatsiahivana antsika ny herin'ny fahatsiarovana sy ny fahamarinana
Libia: Hiverina sa Tsia?
"ny olana goavana dia ity, mba handray azy ireo ho tongasoa ao ve?" ho eken'ireo vahoaka ve ry zareo sa tsy hiraharaha azy ireo ny vahoaka sady hitondra azy ireo ho sahala amin'ireo mpifindramonina niverina ? Maro ireo fanontaniana saingy tsy misy valiny."
Meksika: Mamaly Ilay Fisantarana ”Faran'ny Herinandro Mahafinaritra” Ny Mpampiasa Aterineto
Mihevitra aho fa marikana tsy fahaizana mijery lavitra ara-politika misy aloka fifidianana io, manao zavatra tsara amin'ny farany, raha toa ka afaka nanao azy ireny tamin'ny fiandohan'ny fe-potoam-pitondràny izy.