Tantara tamin'ny 28 Janoary 2017
Nanolotra Ny Lehiben'ny Zava-mahadomelina ho ‘Fanomezana Fanaovam-beloma Farany’ an'i Obama i Meksika
Nalaza tao Meksika ny Fampodiana ilay mpanao heoka bevava "El Chapo" Guzman ho any Etazonia , izay nolazaina fa "fanomezana fanaovam-beloma farany" ho an'i Barack Obama.
Andro Fisaonana ao Kyrgyzstan Taorian'ny Lozam-piaramanidina, Namono Olona Am-polony
Kyrgyz ao an-toerana avy ao an-tanàna manodidina avokoa ny ankamaroan'ireo maty, ary mahavaky fo ny sasany amin'ireo tantara.
Maro Ny Matahotra Ho Faty Taorian'ny Firodanan'ny Tranombarotra Lehibe Avo Indrindra Tao Tehran Rehefa Avy Nirehitra
"Fahatsiarovana ny fividianana akanjo manokana sy hazandrano, ankehitriny nirodana izany rehetra izany."
Fifaninanana Ara-pitaterana: ny Malesaben'ny Biby Famantarana Japoney sa ny Varavaran'ny Fiaran-dalamby
Matetika sarotra ho an'ireo bibt famantarana Japoney ny miditra ao anaty fiaran-dalamby. Noho ny vodiben'izy ireo.