(Marihina fa tamin'ny 8 May 2006 no nanoratana ny lahatsoratra teny Anglisy)
Nanamarika lahatsoratra iray momba ny firongatry ny finoana fahagagana ara-pivavahan any Afrika ny Africa Unchained… ” Tena malaza mino fahagagana ny Afrikana manomboka ao Gambia ka hatrany Afrika Atsimo. Any Afrika Andrefana izay ahitana ny fiangonana lehibe ara-panahy tena manan-danja indrindra raha oharina amin'ny faritra hafa any Afrika, manatrika fiangonana mandritra ny 24 ora isan'andro ireo olona miaraka amin'ny fanantenana fa hisy ny fahitana sy ny fahagagana. “