miora · Novambra, 2017

Lahatsoratra farany an'i miora tamin'ny Novambra, 2017

Ny Ao Anatin'ny Tontolon'ny Blaogy Japoney

  16 Novambra 2017

Raha toa ny fomba fanaovan'i Fujita blaogy ka somary mitokozihitra kokoa, Cyber Agent, toa an'i Livedoor, kosa dia orinasa Japoney hafa izay mamboly ny fandraisana andraikitry ny isam-batanolona sy ny faharanitan-tsaina ho amin'ny fandraharahan'ireo mpiasany, sy toa malaza eny anivon'ireo tovovavy Japoney mitodika amin'ny asa ao Japàna.

Feon'Ankizy avy any Darfur

  14 Novambra 2017

"Ny nahatalanjona ahy dia ny fifanarahan'ireo antsipiriany hita tanatin'ny sarin'ireo ankizy sy ny antsipiriany hita tanatin'ireo saripika [...]. Nazava tamiko avy hatrany fa tsy fitaovam-piadiana nonofinofisin'ireo ankizy fotsiny ireo sary ireo, fa fijoroana vavolombelona", hoy Ethan Zuckerman momba ny sarin'ireo ankizy anaty toby misy mpitsoaponenana.