Lahatsoratra farany an'i miora tamin'ny Jolay, 2016
Hira Iray Ho An'Ankizikely Nadika Amin'Ireo Fiteny Maro Ao Aostralia
Asaina ireo mpianatr'i Aostralia handika hira iray amin'ny tenin'ny Teratany Aostraliana sy i Détroit de Torrès ho anà fifaninanana lahatsary anaty aterineto entina mampiroborobo ny fahasamihafan'ny teny.
Alemaina sy Meksika: Fiombonana Ho An'ny Hoavy
Ny "Taona kambana" eo amin'i Alemaina sy Meksika dia entina andrisihana ny fifanakalozana eo amin'ny roa tonta sy ireo fifandraisana misy eo amin'ireo firenena roa ireo.
Miandry ny Fanisam-bato Farany i Aostralia Raha Mifotitra amin'ny Praiminisitra ‘Fizza’ ny Fifidianana
"Mbola sahiran-tsaina aho ny amin'ny famaritana ny fahamarinan-toerana #auswaits (miandry i Aostralia) "
Ny Tanjon’ny Mpaka Sary Iray Mba Hanova Ny Fomba Fijerin’ny Olona Ireo Sisa Tsy Matin'ny Dotra
"Ho ahy, manome aingam-panahy daholo izy rehetra. Tsy niharam-boina izy ireo. Sisa tsy maty izy ireo. Mpiady. Ara-bakiteny, faly izy ireo."
Chile: Miady Amin'ny Krizy Ara-Tontolo iainana Antsoina Hoe ‘Ny Samonta Mena’
Ilay tranga fantatra amin'ny anarana hoe "samonta mena," hita manerana ny firenena, dia namoizana salmon maherin'ny 24 tapitrisa ary karazam-biby an-dranomasina hafa an-jatony.