Lahatsoratra farany an'i miora tamin'ny Avrily, 2017
Hetsipanoherana Manohitra ny Kolikoly Ao Romania Sy Ny Vesatry ny Henatra
Na rakotry ny henatra manarona ny firenena aza, nandritry ny andro maromaro i Romania dia toerana iray nanainga fanahy, satria nidina an'arabe ny olona ary niaky ny fisian'ny kolikoly miely patrana.
Printsy ao Zeorzia Miomana Handray Fanjakana Eo Amin'ny Faha-Dimin'ny Taonany
"Fotoana lehibe tokoa ny hoe taorian'ny roanjato taona dia nisy zaza iray nohosorana ho mpanjakan'i Zeorzia."
Ny Fivoaran'ny #Instameet ao Sri Lanka
Tao an-tanànan'i Negombo ao Sri Lanka no natao ny fihaonana fahadimin'ireo mpampiasa Instagram. Fiovàna goavana avy amin'ireo teo aloha ny fikisahana nampiasa fakantsary fa tsy finday avo lenta.
Iharan'ny Tsindrinà Filoha Mpampihorohoro ny Media ao Kyrgyzstan
Toa nikendry ny media noho ny fitaterany ireo fitsikerana ny governemanta ny andianà fitoriana sivily nataon'ny mpampanoa lalànam-panjakana.
Mavitrika Araka Ny Nampanantenainy Hanao Fanadihadiana Ny Vola Fanampiana ny Filoha Ho Hofantranony Ve Ny Polisin'i Trinidad & Tobago ?
Manontany ny mpisera iray raha misy fifamatorana eo amin'ny filoha sy ny lehiben'ny polisy, raha toa ka nanomboka ilay fandihadiana nampanantenainy ihany ry zareo na tsia, ary raha nanao tokoa, azo inoana ve ny zavatra hitany?
Breziliana Iray Mpampiasa Facebook Voampanga Noho Ny Famoahana Vazivazy Mombanà Mpanao Pôlitika
Tsy ny fanalam-baraka nataony no nanenjehana ilay mpandrindra, fa noho ny fandikàny ny lalànan’ny tsy fanononana anarana any Brezila.
Ny Fankalazàna Eran-tany Ny Andro Iraisampirenena ho an'ny Fanamarinam-baovao: #FactCheckIt!
Nanambara ny 2 Aprily ho andro natokana ho an'ny fanamarinam-baovao sy ny marina ireo mpanamarim-baovao eran-tany. Miaraka amin-dry zareo ve ianao?