miora · Novambra, 2022

Lahatsoratra farany an'i miora tamin'ny Novambra, 2022

Valo volan'ny ‘hosoka’ sy ny ‘fanalàm-baràka’: Ny fomba fampiharana ety an-tambajotra ilay lalàna vaovaon'i Kremlin manenjika ireo mpanohitra tsy manaiky ny ady

GV Mpisolovava  17 Novambra 2022

Tsy zava-baovao ao Rosia ny sivana sy ny famoretana, fa ny taona 2022, tonga tamin'ny fara-tampony izy ireny. Mifanindran-dàlana tamin'ireo fitaovana nomerika, misy lalàna iray vaovao ahafahan'ny fanjakàna manafaingana sy mamadika ny famoretana ireo mpanohitra ho lasa manana endrika indostrialy .