Lahatsoratra farany an'i miora tamin'ny Septambra, 2012
Jery Todika Momba Ireo Nahazo ny Famatsiana Nandritra Ny Fihaonambe
Nahaliana olona maro avy amin'ireo firenena avy ao Afrika Atsinanana, i Oganda sy Kenya ilay fifaninanana famatsiam-bola madiniky ny Rising Voices 2012. Efa nanana traikefa tamin'ireo fanohanana tetikasa eran-tany ny Rising...
Mizara Fahalalàna Manerana Ny Tendro Atsimo Ny LibreBus
Mizotra manerana ireo firenenan'i Shily, Arzantina, Orogoay ary Paragoay ny The LibreBus (Fiara Fitaterana Malalaka) ConoSur, mijanojanona ka mikarakara adihevitra sy atrikasa momba ny lanjan'ny fahalalahana miteny, ny rindrambaiko malalaka, ny fizaràna votoaty, ary ireo loharano fanabeazana misokatra.
Poertô Rikô: Resadresaka Iray Niarahana Tamin'ilay Mpikambana Ao Anatin'ny Tarika Calle 13, i “Residente” René Pérez
Sarotra ny mieritreritra fa misy olona miloka amin'ny fahalavorarian'ny Calle 13 tamin'ny 2005..Tamin'izany fotoana izany, mbola tena nalaza be ny reggae.