Lahatsoratra farany an'i miora tamin'ny Janoary, 2018
Manomboka Ny Taona 2018 Miaraka Amina Fifandraisana Mahatsikaiky Ireo Afrikana Mpibitsika
Mety ho volana matroka ny volana Janoary fa taorian'ireo fety maroloko, mihisatra eo amin'ny asany ny olona. Maro ny olona manerana an'i Afrika no mitaraina noho ireo teritery ara-bola ary misy fiantraikany ratsy ara-panahy io. Na izany aza, niantomboka tamin'ny naoty maivana iray ny taona 2018 manerana an'i Afrika satria Twitter tototra tamin'ireo olona nanao fampitohizana ny fifandraisana ho an'ireo olona manana toetra, asa ary ireo toerana ara-jeografika mitovitovy.
Vaovao Farany Lingua : Novambra 2017
Atolotry ny Mpitantana ny Lingua ho anareo ny toerana nisy ny Lingua tamin'ny Novambra 2017
Vaovao Farany Lingua : Desambra 2017
Atolotry ny Mpitantana ny Lingua ho anareo ny toerana nisy ny Lingua tamin'ny Desambra 2017
Goiana: Akon Indray
Nanao ny fanaony indray i Akon - namorona resabe tao Karaiba. Tamin'ity indray mitoraka ity, i Goiana no toerana nosafidiany. ireo blaogera Goiane no nandika an'ity fisafoakan'i Akon ity ho toy ny fampisehoana ny tsy fitiavana mifangaro aman'olona ananan'ilay mpihira
Filoha Estoniàna Mampitandrina Amin'ny ”Fibodoan'ny tena ihany”, Fandrisihana Fiderana Ary Ny Fihodinana Ara-politika
Nizarazara be ny fanehoankevitra any ivelany momba ireo tenin-dRtoa filoha manohitra ny toetsaina nasionalista mikatom-baravarana, manakona ny laharam-pahamehany : ny revolisiona teknolojika sy ny fanatontoloana ny asa.