Lahatsoratra farany an'i Miora tamin'ny Jona, 2019
Fampidirana ho amin'ny Audacity mba handraketana sy hikiràna feo

Ho an'ireo liana hamorona ny fandaharany manokana na handahatra mozika ho an'ny GV Radio, ity taridàlana tsotra avy amin'ny Bokikely FLOSS ity dia afaka hanampy anareo hanomboka. Omen'ilay taridàlana ny...
Ny nampianarin'ny GV ny Tanavo iray (izaho)

Manampy hahita zavatra mahaliana sy mendrika ho vakiana ny GV
Llaqtaypa Riymaynin

Hijery an'i Haquira anaty sarintany lehibe kokoa. Toejavatra iray mahazatra loatra manerana an'i Però izy ity. Mifindra monina mamonjy ireo tanandehibe ireo mponina any ambanivohitra mba hitady fanabeazana sy asa...
Tantaran-tsakafo avy any Naplozy (Palestina)

hijery an'i Naplozy anaty sarintany lehibe kokoa Ao afovoan'ilay Tanana Fahagola Naplozy ao Palestina, nanokatra ny varavarany tamin'ny ririnina 2011 ny ivontoerana iray natokana ho an'ny vehivavy, antsoina hoe Bait...
Kongo, Ireo Zon'ny olona voan'ny SIDA

raha hijery sarintany lehibe kokoa. Fampidirana: Ao Brazzaville, Kongo, ny fikambanana fampandrosoana AZUR, tafiditra ao anatin'ny hetsika ataony AIDS Network Africa , dia manofana ireo tomponandraikitry ny serasera amin'ireo fikambanana...
Ireo vehivavin'i Minya isanandro

hijery ny Women of Minya Day by Day anaty sarintany lehibe kokoa Fampidirana: Miatrika fahasahiranana sy sakana maroibe ireo vehivavy miasa toy ny mpanao saraka an-tsaha na asa amin'ny sehatra...
Vondrom-piarahamonina Iraisana

Lira, Uganda – nanjohy ny Rising Voices tamin'ny 2014 Mitàna toerana lehibe amin'ny fampitàna ireo torohay tena ilaina ao Lira, Ogandà ny onjampeom-piarahamonina. Ny Theatre Technology House dia namorona tantara...
Jalaibi

Karachi sy Islamabad, Pakistana – nanjohy ny Rising Voices tamin'ny 2014 Pakistan dia firenena iray matetika aseho amin'ny fomba tsy rariny eny anatin'ireo fampahalalambaovao iraisampirenena mahazatra. Miaraka amin'ny iray amin'ireo...
Feon'ny Fanantenana

Estancia, Filipina – nanjohy ny Rising Voices tamin'ny 2014 Ny Novambra 2013, namely tamin'ny fomba nahatsiravina vondrom-piarahamonina maro nanerana an'i Azia Atsimo-Atsinanana ny Rivomahery Haiyan, niaraka tamin'ny hery izay mbola tsaroan'ny...