Lahatsoratra farany an'i miora tamin'ny Jolay, 2023
Ny nahatonga ahy nanamavo ny fitenin-dreniko nony farany tao Okraina
Tamin'ny 2022, saika ireo olona rehetra ao Okraina no nahazo toky hoe manankarena, malefaka ary manaitaitra ny fiteny okrainiàna. Nahita ny toerany tao amin'ny fireneny ihany nony farany ilay fiteny notsinontsinoavina hatry ny ela