Lahatsoratra farany an'i miora tamin'ny Aogositra, 2019
Tena mila mianatra ny teny Japoney ve ianao vao afaka miaina ao Japana?
Kanefa arakaraka ny naha-tolona ny nahazoantsika ny tantara nianarantsika momba ny firenena, no ahatongavan'ny sasany amintsika saina fa toy ny mahazatra ihany ny fiainana ao Japana.
‘Kingston Creative’ mitondra aina vao ao distrika afovoan-tanànan'i Jamaika
Miaraka amin'ny firotsahan'ireo mpanao asa an-tsitrapo miisa 100 mahery sy vondrom-piarahamonina maherin'ny 20, omen'ny Kingston Creative aina vao ny renivohitr'i Jamaika, miaraka amin'ny tetikasany sary an-drindrina #PaintTheCity efa mandeha amin'izao fotoana izao
Mandrahona ny hanakana an'ireo karatra SIM tsy fanta-tompo ny mpandrindra fifandraisandavitra ao Mozambika
Ny 28 Jona 2019, ao anatin'ny 10 andro no amelan'ny Tomponandraikitry ny Fifandraisana ao Mozambika an'ireo mpandraharaha mba hanaovana ho ara-dalàna ny momba an'ireo rehetra mpampiasa azy ireo.
Lasa fanevatevàna ao Bolgaria ny teny hoe “karazana”
Zavatra mahazatra ao Bolgaria ny fankahalàna ny pelaka sy ireo nanova fananahana, firenena iray izay vao haingana ny governemanta ao aminy no nikisaka nanatona ny hery farany ankavanana.