Lahatsoratra farany an'i Miora tamin'ny Jolay, 2014
Mitarika Ireo Mpianatra Baloutche Amin'ny Fitakiany Ny Fahaleovantena Amin'i Pakistana Ity Vehivavy Ity
Miatrika fanamby maro ireo vehivavy ao Baloutchistan, isan'izany ny fiarahamonina izay manome lanja mavesatra ny raim-pianakaviana ka anjakan'ny lehilahy, ny tsy fahampian'ny fotodrafitrasa ho an'ny fampianarana sy ny haivan'ny taham-pahaizana mamaky teny sy manoratra eo amin'ny vehivavy.
Però: Ny Fitiavana Dia… Fomba Vaovao Hanairana Ny Olon-tinao
Hanairany ny olon-tiany mandritra ny tsingerintaona nahaterahany, efa voaomany avokoa ny zavatra rehetra amin'ny fanomezana saribakoly vorodamba goavana, saingy nahatonga azy tsy maintsy handeha tongotra [es] maherin'ny efatra miles (fito kilometatra) nibata...
Ny Tsenam-barotry Ny Fifandraisan-davitra: Novain'ny Fitambaran'ny SFR-Numericable?
[...] Efa an-taonany vitsivitsy izao no misy fanavaozan-drafitra ara-teknika eo amin'ny tsenam-barotra noho ny finiavana misongan'ireo mpandraharaha hanamafy ny fisiany na eo amin'ny tsenam-barotry ny antso an-tariby, na ny finday. Noho izany fomba fijery izany indrindra no hitambaran'ny SFR sy ny Numericable, mba hamaliana ireo hetahetan'ny mpanjifa eo amin'ny lafiny sandany sy hamoràny.[...]