Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

miora · Marsa, 2010

Art student and translator for the Lingua Malagasy at Global Voices.

imailaka miora

Lahatsoratra farany an'i miora tamin'ny Marsa, 2010

Pologne: Notorian'ny mpianatra ny minisitry ny fampianarana teo aloha

Nanapan-kevitra ny hitory ny Minisitry ny Fampianarana taloha Ryszard Legutko ireo mpianatry ny lisea roa A noho ny niantsoany azy ireo ho ‘zaza naranina (be sitrapo)’. Nanao fanangonan-tsonia , natolony ny talen'ny sekoly, tamin'ny herintaona ny mpianatra roa avy ao Wroclaw, Zuzanna sy Tomasz. Nolavin'ny tale izany. Niadiana hevitra ny...

Pologne: Ady amin'ny homamiadana amin'ny aterineto

Zazavavy kely miramirana 5 taona i Lenka ary i Paula kosa dia mpianatra momba ny haiendrika anatiny ("design interieur") manatona ny faha-20 taonany. Tsy mieritreritra ianao hoe mety hanana zavatra iraisana izy roa ireo nefa dia misy izany. Samy manana homamiadana izy ireo ary samy manana blaogy hiresahan'izy ireo ny...