Lahatsoratra farany an'i miora tamin'ny Janoary, 2024
Fiarahabana avy amin'…” i Surajo Teete, mpikatroka nomerika ho an'ny fiteny Fulfulde avy ao Nizerià
Asain'ny Rising Voices ianao hiaraka aminay amin'ny andiany fahefatra amin'ny "Fiarahabàna avy any.." ka amin'ity dia anasongadinana an'i Surajo Teete, mpikatroka dizitaly ho an'ny fiteny Fulfulde ao Nizerià
Tiorka mpanamory sambon-danitra voalohany nisidina an'habakabaka
Amin'ny fotoana izay andiavan'ny firenena ny krizin'ny vidim-piainana, ny fiakaran'ny vidin'entana sy ny fitotonganan'ny volan'ny firenena, dia nampametra-panontaniana ireo sasany ny amin'ny fanapahan-kevitry ny governemanta handefa an'i Gezeravci ho eny an'habakabaka.
Fiombonamben'i Kaomoro: mankany amin'ny krizy manaraka ny fifidianana ve taorian'ny nahalàny indray ny filoha teo aloha?
Voafidy indray fanintelony nisesy izao ny filoha kaomôriàna, araka ireo vokatra vonimaika nambara tamin'ny 14 Janoary 2024. Mikiaka tsy fanarahan-dalàna ireo mpanohitra, ary manao hetsi-panoherana ny tanora
Fandaharana iray hafa anaty fahitalavitra ao Tiorkia tafiditra anaty raharaha mivaivay
Anaty firenena iray izay tena misara-bazana lalina ireo olompirenena laika sy ireo mpino silamo ao aminy, nanafintohina ilay seho. Fanontaniana mipetraka, amin'ity indray mitoraka ity, ny hoe mety hitondra fiovàna sa tsia eo anivona fiarahamonina midadasika ny seho iray